Talenta sy Sehatry ny Ankizy

Talenta sy Sehatry ny Ankizy Talenta sy Sehatra hifampizarana Kanto ho an'ny Ankizy

Arahabaina tratry ny 8 Mars ny vehivavy rehetra! 🌸Ianareo no loharanon’ny fitiavana ❤️, hery 💪, faharetana 🌹 ary fanante...
08/03/2026

Arahabaina tratry ny 8 Mars ny vehivavy rehetra! 🌸
Ianareo no loharanon’ny fitiavana ❤️, hery 💪, faharetana 🌹 ary fanantenana ✨ eo amin’ny fiainana.
Mankasitraka ny anjara toerana lehibe raisinareo amin’ny fianakaviana 👨‍👩‍👧‍👦, fiaraha-monina 🤝 ary amin’ny fanabeazana ny taranaka izahay 🏡.
Enga anie hamirampiratra toy ny kintana ⭐ ianareo, hanana fahasalamana tsara 🌼, fahasambarana 😊 ary fahombiazana 🎉 mandrakariva.

💐 Mirary fety sambatra ho an’ny Vehivavy rehetra! 💐

Nandao antsika i Mr Lova Ralova Rj , nodimandry omaly 1er Mars 2026 😥Izy moa dia "Animateur" tato amin'ny Talenta sy Seh...
02/03/2026

Nandao antsika i Mr Lova Ralova Rj , nodimandry omaly 1er Mars 2026 😥
Izy moa dia "Animateur" tato amin'ny Talenta sy Sehatry ny Ankizy hatramin'izay.

Izahay ato Amin'ny Talenta sy Sehatry ny Ankizy Dia mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviany.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261328940260

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Talenta sy Sehatry ny Ankizy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share