ClassiK Rafia

ClassiK Rafia Classique intemporelle, Rafia inégalé
(ClassiK Rafia🇲🇬)

🌿ClassiK Rafia : Ny Kanto sy ny Kalitao Mitambatra ho An’ny "Vita Malagasy"Ao anatin’ny tontolo iray izay mikatsaka hatr...
14/04/2026

🌿ClassiK Rafia : Ny Kanto sy ny Kalitao Mitambatra ho An’ny "Vita Malagasy"

Ao anatin’ny tontolo iray izay mikatsaka hatrany ny maha-izy azy sy ny fiverenana amin’ny fitaovana natoraly, izahay dia mijoro ho mpiaro sy mpampiroborobo ny kanto malagasy.
Nanomboka tamin’ny taona 2023 no nisehatra tamin'ny resaka ara-malagasy, ny tanjona dia mazava : ny hanandratra avo ny fahaiza-manao malagasy amin’ny alalan’ny kojakoja vita amin’ny rofia, saingy amin’ny endriny vaovao, kanto, ary manaraka ny fenitra iraisam-pirenena.

Ny asa tsirairay avy ao aminay dia **"Asa Mikaly"**. Midika izany fa omena lanja manokana ny antsipiriany rehetra (finition), ny fahitsian’ny zaitra, ary ny fahamendrehan’ny kalitao. Tsy mamokatra entana fotsiny izahay, fa mamolavola kanto mirakitra fitiavana sy fahaiza-manao lalina.👌

Na dia mbola mifantoka amin’ny **Vente en Ligne** aza ny varotra ataonay amin’izao fotoana izao, dia manakaiky ny mpanjifa foana izahay.
Ny pejinay dia sehatra iray ahafahanao mijery ireo vokatra vaovao sy mifanakalo hevitra mivantana aminay.

🛍️Ho anareo mpividy mitady ny miavaka, na ianareo mpandraharaha mpanondrana entana any ivelany (exportateurs) mitady mpiara-miasa azo itokisana: ny ClassiK Rafia dia vonona hatrany hanome ny tsara indrindra.

Ny **ClassiK Rafia** dia tsy marika fotsiny, fa mariky ny hambom-po malagasy sy ny hakanton’ny zavatra natoraly. Manasa anao hanaraka ny pejinay, hanohana ny vita Malagasy , ary hiara-dalana aminay amin’ity dia mampisongadina ny kanton’ny nosintsika ity.




✨🎊  JEU CONCOURS ✨🎊Envie de briller avec un look chic et tendance ? 😍🎁 Tentez de gagner ce sac Raphia, fait main par nos...
11/04/2026

✨🎊 JEU CONCOURS ✨🎊

Envie de briller avec un look chic et tendance ? 😍
🎁 Tentez de gagner ce sac Raphia, fait main par nos artisans

⭐ Pour participer :

✅ Aimer la page ClassiK Rafia (Facultatif)
✅ Aimer cette publication
✅ Commenter cette publication avec quelques phrases pour soutenir les Vita Malagasy
✅ Inviter des amis à aimer ton commentaire
✅ Partager la publication en mode public

👍Celui qui aura plus de '' like '' sur son commentaire remportera le Sac 🎀

📅 Fin du concours : Jeudi 30 Avril
🎁 Annonce du gagnant : Vendredi 01 Mai
👑 1 seul(e) gagnant(e)

📍 Participation valable à Madagascar 🇲🇬



⚠️ CONDITIONS IMPORTANTES

✔️ Les faux profils ne seront pas acceptés
✔️ Le profil ne doit pas être verrouillé
✔️ La/le gagnant(e) devra répondre en message privé

🍀 Bonne chance à toutes



🌿ROFIA - Ny singa fototra ampiasainay amin'ny asa fanamboarana kitapo na satroka irayAny amin'ny faritra amorontsiraka, ...
10/04/2026

🌿ROFIA - Ny singa fototra ampiasainay amin'ny asa fanamboarana kitapo na satroka iray

Any amin'ny faritra amorontsiraka, indrindra ny any amin'ny faritra andrefana sy ny faritra atsinanana, no tena betsaka mpamboly sy mpamokatra rofia eto Madagasikara. Ny Distrikan'i Besalampy (ao amin'ny Faritra Melaky) no fantatra amin'ny anarana hoe "renivohitry ny rofia" satria any no misy ny famokarana goavana indrindra eto amin'ny Nosy

Dimy (05) taona eo no ilaina hambolena ny rofia vao afaka ampiasaina ny vokatra avy aminy, ny rofia iray dia afaka mamokatra '' fibre'' 10 kg eo isan-taona

Mbola mandalo fikarakarana maro samihafa ny rofia vao tonga amin' ilay afaka ampiasaina rehefa hanao rary iny.

👉Maro ny tombony izay azo raha manjifa ny entana vita amin'ny rofia ianao
-Mandray anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana (Ekolojika kokoa izy)
-Tsy mora rovitra na simba ny asa vita amin'ny rofia
-Mahazaka entana mavesatra tsara
-Satria natoraly tanteraka, tsy misy akora simika mikasika amin'ny vatana ka mety ho atahorana
-Mifanaraka tsara amin'ny vanim-potoana misy antsika izao ny rofia, sady mihaja no mihaingo
-Manohana ny toe-karena ifotony ianao amin'ny fanjifana ny asa vita amin'ny rofia satria maro amin'ny malagasy no misehatra sy mivelona aminy





💌 CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE — CLASSIK RAFIA. _________Pour assurer une bonne collaboration, nous vous invitons à lir...
09/04/2026

💌 CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE — CLASSIK RAFIA.
_________

Pour assurer une bonne collaboration, nous vous invitons à lire attentivement nos conditions générales de vente :

NOS PRODUITS
Nous proposons des articles fabriqués à la main en raphia naturel : sacs, chapeaux, décorations

➡️ Chaque produit étant fait main, de légères variations de couleur, de texture ou de finition peuvent apparaître

🛍️ COMMANDES D'ARTICLES DISPONIBLE
Pour toute commande, veuillez nous envoyer en Message Privé :
- Un numéro de contact joignable
- Lieu de livraison exacte
- L’article que vous voulez commander (photo)

🛍️ ARTICLES SUR COMMANDE (PERSONNALISÉS)
Pour les produits sur mesure (taille, couleur, forme personnalisée) :
- Un acompte ou paiement complet est requis avant le début de la confection.
- Une image prototype

🛍️ COMMANDES EN GROS
On accepte les commandes en volume pour revendeurs, concept stores, hôtels, boutiques ou entreprises.
- Tarifs professionnels disponibles sur demande
- Délais de production en fonction des quantités

📦 LIVRAISON
🕗 Livraison disponible de 8h à 17h.

👉 À la réception :
Veuillez vérifier votre article avant que le livreur ne reparte :
- Inspection possible
- En cas de retour : les frais de livraison restent à votre charge
- Après le départ du livreur → aucun retour ne sera accepté

👉Livraisons en province :
Veuillez faire vérifier correctement les dimensions et caractéristiques :
➡️ Aucun retour n’est possible après envoi du colis.

👉Paiement :
Le paiement se fait à livraison en espèce ou via mobile money (frais de retrait inclus).

👉Envois province :
Expédition via service rapide ou Taxi-brousse.
➡️ Les frais sont à la charge du client.

👉Frais de livraison :
Elles seront décidées entre les deux parties.
Dans le cas où la livraison est fait par un tiers, le frais de livraison sera décidé entre le client et celui-ci

Merci !

Bandoulière , sac épaule.. 😍Tena tinareo be daholo ireto modèle ireto🔥🎁Mankasitraka amin'ny fahatokisanareo sy fanohanan...
09/04/2026

Bandoulière , sac épaule.. 😍

Tena tinareo be daholo ireto modèle ireto🔥🎁

Mankasitraka amin'ny fahatokisanareo sy fanohananareo ny vita Malagasy 🤗🎀
🛍️Mitohy hatrany ny fandraisana commande



'' Mirary P***a Sambatra ho antsika rehetra ''
05/04/2026

'' Mirary P***a Sambatra ho antsika rehetra ''

Hello hello 👋💛Où sont les fans des '' mini sac ''Manifestez-vous 😍😍🎟️Prise de commande ouverte pour ces modèlesOn peut a...
02/04/2026

Hello hello 👋💛

Où sont les fans des '' mini sac ''
Manifestez-vous 😍😍

🎟️Prise de commande ouverte pour ces modèles
On peut aussi faire la réalisation de vos modèles.




✨ L'Élégance en toute Liberté ✨On vous souhaite de passer un excellent mercredi sous le signe du style ! ☀️Nous sommes r...
25/03/2026

✨ L'Élégance en toute Liberté ✨
On vous souhaite de passer un excellent mercredi sous le signe du style ! ☀️

Nous sommes ravis de vous présenter ce mini sac double anse : un modèle qui allie parfaitement allure classe et esprit libre

Nous somme convaincu que vous allez l'adorer 😍

🛍️ Disponible dès maintenant et aussi sur commande si grande quantité
📩 Contactez-nous en MP pour plus de détails ou pour passer commande.




Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika mpanaraka ny pejy rehetra ✨🌿Mampianatra ahy zavatra maro ny fiaraha-...
21/03/2026

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika mpanaraka ny pejy rehetra ✨🌿

Mampianatra ahy zavatra maro ny fiaraha-miasa aminareo 🤗
Mino aho hoe ianareo ihany koa afaka mianatra amin'ny zavatra izay afaka hitanareo rehetra eto amin'ny pejy 💌

Bonne soirée 🌃❣️
18/03/2026

Bonne soirée 🌃❣️

Commande mini bandoulières 😍Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🤗🎀Mitohy fona fandraisana commande, misokatra ihan...
17/03/2026

Commande mini bandoulières 😍

Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🤗🎀
Mitohy fona fandraisana commande, misokatra ihany koa amin'ny fiaraha-miasa rehetra ✉️





Bonjour Lundi !Commençons notre journée ensemble avec ce NOUVEAUTÉ 😍🎀Bandoulière en cuir embossé crocodile, une pièce co...
16/03/2026

Bonjour Lundi !

Commençons notre journée ensemble avec ce NOUVEAUTÉ 😍🎀

Bandoulière en cuir embossé crocodile, une pièce conçue pour celles qui ne font aucun compromis entre caractère et distinction. Plus qu’un accessoire. 🐊

Dimension : H15 / L20 / C6





Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341116821

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ClassiK Rafia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share