Génération 2000

Génération 2000 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Génération 2000, Party Entertainment Service, Itaosy, Antananarivo.

23/08/2026

✅JIFAO DIENY ZAO NY TAPAKILANAO AO @ SUPER MUSIC ANALAKELY FA HO TSARA IO REVY ARAK'IZANY IO
✅30 AOUT MIARAKA @ Raboussa tarika SY NY ARTISTE HO AVY HANOTRONA AZY🔥🔥SR EVENT fans Génération 2000

22/08/2026

TONY IANAO... AZA MANAHY.... RAHA MBOLA TANY KOA NY TANY MBOLA HO AVY ILAY HO ANJARANAO.....
RAHAMPITSO ARY NY FOTOANA ATO VIP zone food court barea
📌30 TAONA NY TARIKA ZAY..... AFTER SHOW BY SR EVENT.....
😍JIFAO NY TAPAKILANAO AO AM SUPER MUSIC,
😍 GOLD SY VIP ARY FANZONE SISA NO MISY.....😍
😍DRESS CODE WHITE
fans Génération 2000 SR EVENT

🔥🔥LANY NY VVIP🔥🔥🔥J-1🔥🟢Mbola misy kosa ny GOLD sy ny VIP ary FANZONE 🥰... 𝐻𝒾𝒽𝒶𝑜𝓃𝒶 𝒾𝓃𝒹𝓇𝒶𝓎 ... AFTER ❤ 𝗚𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 '𝗭𝗮𝘆 𝟯𝟬 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮...
22/08/2026

🔥🔥LANY NY VVIP🔥🔥
🔥J-1🔥
🟢Mbola misy kosa ny GOLD sy ny VIP ary FANZONE
🥰... 𝐻𝒾𝒽𝒶𝑜𝓃𝒶 𝒾𝓃𝒹𝓇𝒶𝓎 ... AFTER ❤ 𝗚𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 '𝗭𝗮𝘆 𝟯𝟬 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮
📆 Alahady 23 Aogositra 2026 - 4 ora sy sasany hariva
✅TAPAKILA
💻www.ticketevent.mg
✅SUPER MUSIC ANALAKELY
📍VIP zone - Barea Food court Mahamasina
SR EVENT fans

Mba fantatrareo ve oah, ny fomban'ny lehilahyN'iza n'iza rehefa bandy, na gasy na vazahaVao misy tovovavy, mandalo ny ar...
21/08/2026

Mba fantatrareo ve oah, ny fomban'ny lehilahy
N'iza n'iza rehefa bandy, na gasy na vazaha
Vao misy tovovavy, mandalo ny arabe
Ankoatry ny anabavy an, maso efa mandeha
❇️Raboussa tarika ✅30 AOUT PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA
❇️HANOTRONA ANTSIKA NY 18.3🔥🔥
❇️JIFAO DIENY ZAO NY TAPAKILANAO
❇️SUPER MUSIC ANALAKELY
fans Génération 2000 SR EVENT

Arabaina ny tarika Raboussa tarika🔥🤣Ndao samy hirary soa ny tarika isika🔥 SR EVENT  fans
21/08/2026

Arabaina ny tarika Raboussa tarika🔥🤣
Ndao samy hirary soa ny tarika isika🔥 SR EVENT fans

21/08/2026

Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any❤️❤️❤️....
TARIKA ZAY❤️ mahatsiaro azy..........

20/08/2026

Ho mamy io Fiarahantsika io❤️ TARIKA ZAY❤️❤️AFTER 30 ème ao @ VIP zone food court barea❤️

Ndao indray ary e....
19/08/2026

Ndao indray ary e....

17/08/2026

Androany ny fotoana andefasako aingam-panahy
Henoy tsara ity koziko ity fa nataoko ho an’ahy sy ho an’la
TSIKY SY TOMANY...... tarika
fans Génération 2000

Ianao lazaina hoe ambanyTsy afaka hitraka intsonyIanao hono efa lavo f'izy foana no eo ambonySatria ianao tsy miteny dia...
14/08/2026

Ianao lazaina hoe ambany
Tsy afaka hitraka intsony
Ianao hono efa lavo f'izy foana no eo ambony
Satria ianao tsy miteny dia lazainy fa resy😭😭Raboussa tarika

Address

Itaosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Génération 2000 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share