Enn RICCH

Enn RICCH Legende

31/05/2024
Pas moi
26/07/2023

Pas moi

Ny 80 isanjaton'ny malagasy dia otran'io ny soniany.
- Misy an'io R io na misy an'io otrany U mitaritarika io
- Dia lay rambony midina iny moa tian-tsika mihitsy rehefa mamorona Sonia

Ny an'iza avy misy an'ireo?😅

24/12/2022

NY FANDRESENAO DE ALAHELO NY HAFA

lesona azo raisina ny zavatra toy izao
za nanohana france hatramin’ny farany fa malahelo kosa ah ra izao ny zava miseho😞 tokony ny an’ilay bandy 2 tsy nahafaty penalty no natao teo raha tsy maintsy hanao toy izao ihany 😡 Tsy nanohana an’iza e niza intsony moa aho t@ finale satria za fan MESSI no panohana France zany hoe samy ekipako reo😍 Fa mbola tsy nisy finale tsara noho iny hatramzay nihiratan’ny masoko😍 Amiko dia mendrika tanteraka an’ i MESSI iny CDM iny satria iny koa ane ny Match farany hataony ao -mpirenenany e sady mba hitovizany zokiny any aloha😌😁
fa tsy hoe akory nisy an’io sary io dia tsy haka france intsony aho non😌 🇫🇷 france foana satria tiako ny lalaony ary ny fomba filalaovan’ny ekipa no jereko fa tsy ny toetra ny mponina ato aminy

Ngh
23/12/2022

Ngh

📌 FETSY BE I MESSI KA MIBAIKO ATIDOHAN'OLONA.

Fantatrao ve? voamarin'ny manam-pahaizana fa tsy teny ambony kianja ihany no nampisehoan'i Messi ny fahaizany fa hatramin'ny fibaikoana ny atidohan'ny mpiara milalao aminy.

Talohan'ny mondial dia naka psychologue i Messi, nosasana ny atidohany (lavage de cerveau) mba handresy, handresy hatrany.
Nomen'io psychologue iray io hevitra izy raha te hahazo coupe du monde dia miteny ity teny iray ity :" Coupe du mondeko farany ity".
Notenenin'i Messi ireo namany fa "Coupe du mondeny" farany io.
Nandaitra tamin'ireo namany io teny io ka nanao ny ain'izy ireo tsy ho zavatra izy. I De Paul sy Martinez aza nahavita niteny mihitsy hoe ho faty ho an'i Messi izahay ahazoany coupe du monde.
Raha jerena hoy ny manam-pahaizana dia tsy dia fahaizana loatra no nibaiko ireto ekipan'ny Argentine ireto fa ny saina efa voabaiko fa handresy ary handresy hatrany.
Raha jerena tsirairay ireo mpilalao dia tsy misy mpilalao kalaza afa tsy Messi sy Di Maria kanefa efa samy antitra ireo.
Nahomby ny tetika fa nandresy izy ireo rehefa nosasana ny atidohany fa handresy hatrany.
Nolazain'ilay psychologue i Messi avy eo fa azo ny tanjona ka mila miteny izay ao am-pony i Messi mba hampiverina amin'ny laoniny izany fanasana atidoha izany.
Nilaza i Messi fa mbola hilalao ao amin'ny ekipam-pirenena ka nampiverina amin'ny laoniny indray ny zava-drehetra izany hoy ny psychologue.

Page Tsetsatsetra tsy aritra

Andrana
09/11/2022

Andrana

No parfait
01/11/2022

No parfait

Simple crayon de couleur🖌🥺
28/10/2022

Simple crayon de couleur🖌🥺

Essaye🖌
26/10/2022

Essaye🖌

Mba manandran manw portrait 🖌Ce n'est qu'un debut...🖌
24/10/2022

Mba manandran manw portrait 🖌
Ce n'est qu'un debut...🖌

Modifications😊🖌HDV...araho atran n page..🙏🏻Like...
21/10/2022

Modifications😊🖌
HDV...araho atran n page..🙏🏻
Like...

Address

Art
Antananarivo

Telephone

+261324199262

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Enn RICCH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Enn RICCH:

Share