27/06/2026
Hilazana isika clients fa efa mandeha avokoa ny compte Facebook sy numéro téléphone an'i Mi Déguisement (io @ sary io).
Efa afaka miditra @ MP sy appel avokoa ianareo ary ho valianay tsirairay ihany koa ny MP rehetra izay mbola tsy voavaly.
Misaotra tompoko 🙏