03/04/2026
Jour J🎉🎉🎉🎉 aza adino fotoantsika
Rahariva PK0
Momba ny lalana dia azo hidirana soamantsara ny ato PK0 fa saingy misy déviation fotsiny.
Eo amin’ny stade malacam no tapaka dia misy deviation.
Raha avy any Ankazomanga dia miditra pavé eo am victoria plaza dia mivily ankavanana, avy eo mande droite coté arcade d mivoka hotel centelle sy pharmacie croix du sud tong dia mivoka juste devant pk0.
Raha avy any analakely indray dia ny lalana mahazatra, mandalo piment café dia eo amin'ny pavé ampitan’ny villa pradon no mitsofoka miverina mahazo centell indray.