29/08/2026
Isan'ireo mpifaninana 39 mandray anjara amin'ny fifaninanana izay handeha ao amin'ny , manomboka ny alatsinainy faha 31 aogositra ho avy izao, isaky ny amin'ny 8 ora sy sasany alina ny 'Art Association
Tsotra ny tanjona, dia ny hanomezana lanja sy hanandratana ny tantara an-tsehatra eto Madagasikara
Ka manentana antsika mpisehatra, mpankafy, eny fa na izay mbola tsy naheno na tsy nijery izany mihitsy ary, mba hanaraka ity fandaharana ity, ary indrindra indrindra hanohana ny ekipan'ny Mian'ART Association, ๐
Ny tropy tsirairay dia samy manana ny laharana hamantarana azy mandritra ny fifaninanana ka PG5 no laharana hoentin'ny Mianโart Association
Araho tsy tapaka ny pejy fa eto no halefa ny fomba hahafahan'ny mpijery mandray anjara amin'ny fifidianana โบ๏ธ
Mankasitraka tompoko ! ๐