Talisman fish farm.

Talisman fish farm. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Talisman fish farm., Aquarium, Analamahitsy Androhibe, Antananarivo.

Ny platy indray izao ny trondro  vaovao mafahinaritra entitsika amin'ity volana ity 🐠Ny platy moa dia trondro ravaka mal...
05/10/2023

Ny platy indray izao ny trondro vaovao mafahinaritra entitsika amin'ity volana ity 🐠

Ny platy moa dia trondro ravaka malaza amin'ny lokony sy ny fahamoran'ny fiompiana sy fikarakarana azy 🤝😊

Betsaka ireo mpankafy azy raha aquariophilie no resahana.

✔️Aza misalasala ary manantona anay, aty Analamahitsy Androhibe raha te hanjifa izany , enceinte Bemaco 20m miala Galana Imahitsy

📞Tel : 034 09 558 83

Fantatrao ve ?☘️Ho anao izay mitady trondro, mora ompiana sy mora karakaraina, ny guppy dia anisan'ny trondro mahafinari...
12/07/2023

Fantatrao ve ?

☘️Ho anao izay mitady trondro, mora ompiana sy mora karakaraina, ny guppy dia anisan'ny trondro mahafinaritra indrindra ! Azo antsoina ihany koa hoe millionfish.

Andeha ary ho fantsarintsika ary hoe inona marina moa ny guppy 🤔

🌸Ny guppy 🐟 na poecilia reticulata, dia trondro avy amin'ny faritra afovoan'ny Amerika atsimo alohany ny niparitahany manerana izao totolo izao. Ny taonjato faha XIX no nahitana azy ireo voalohany.
🌸Maro karazany izy ireo, araka ireo hitantsika amin'ny sary 💁‍♂️ fa tsy izy rehetra ireo anefa no misy eto Madagasikara
🌸 Izy ireo moa dia natao ho fiompy anaty aquarium mihintsy noho izy tena mahafinaritra, ary anisan'ny mandray anjara amin'ny "fanalana stress sy anti depresseur" ihany koa. ☺️
🌸Eo amin'ny lafiny fananan-taranaka, vivipares moa ny guppy, izany hoe miteraka fa ao anaty kibony ihany izy mikotrika ny atodiny, raha ohatra ianao ka manana guppy vavy 2 sy lahy 1 lehibe dia afaka telo volana dia feno guppy junior ny aquarium anao ☺️😊

Fantatrao izany izao ny ampahany amin'ny mombamomba azy, koa manentana anao hiroso amin'ny fiompiana azy 😏

⚠️"RED FLORIDA" Progéniteur 🐟: hanatody amin'ny mois de septembre ho avy izao (période mafana) Koa manasa hanao hanjifa ...
12/06/2023

⚠️"RED FLORIDA" Progéniteur 🐟: hanatody amin'ny mois de septembre ho avy izao (période mafana)

Koa manasa hanao hanjifa izany ato amin'ny enceinte BEMACO 🚜 Analamahitsy-Androhibe

🔴 Ankoatran'ireo dia misy ihany koa ny poissons d'ornements 🐠 maro hafa efa azonao jifaina 😁
🔴 Manao aquarium prêt à porter sy personnalisation aquarium koa izahay araka izay fangatahinareo mpanjifa.

Tel ☎️ : 034 09 558 83 /032 26 313 51

Platy & Guppy 😊Tel : 034 09 558 83 / 032 26 313 51Toerana : Analamahitsy Androhibe enceinte Bemaco
17/05/2023

Platy & Guppy 😊

Tel : 034 09 558 83 / 032 26 313 51
Toerana : Analamahitsy Androhibe enceinte Bemaco

Address

Analamahitsy Androhibe
Antananarivo

Telephone

+261340955883

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Talisman fish farm. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Talisman fish farm.:

Share

Category