Akany Soafonenako

Akany Soafonenako A proximite de centre ville et facile d'acces, Soafonenako est l'endroit ideal pour tout vos evenements. Mariages, corporate, sociales et privés.

Amin'ny voalohany aloha mafana fo be daholo 🤣Avy eo mihena tsikelikely ny isan'ny tonga 😅Efa misy firy izay ny programme...
18/06/2026

Amin'ny voalohany aloha mafana fo be daholo 🤣
Avy eo mihena tsikelikely ny isan'ny tonga 😅

Efa misy firy izay ny programme anareo tsy tanteraka fa ohatran'izao foana ?

Iza avy no efa nihinana na te hanandrana an'ilay trompe l'oeil ? 🍰🧁Misy idée azo atao anaty fety ireto 😍🥰👉Nataonay afaka...
17/06/2026

Iza avy no efa nihinana na te hanandrana an'ilay trompe l'oeil ? 🍰🧁

Misy idée azo atao anaty fety ireto 😍🥰

👉Nataonay afaka misafidy tsara mihitsy ianareo 😌🥳

Iza no tianareo indrindra ?

Te hanomana lanonana kanto nefa tsy te ho sahirana amin’ny antsipiriany ve ianao ? ✨Mba hahafahanao mifantoka amin’ny te...
16/06/2026

Te hanomana lanonana kanto nefa tsy te ho sahirana amin’ny antsipiriany ve ianao ? ✨
Mba hahafahanao mifantoka amin’ny tena zava-dehibe: ny fotoana sy ny olona tianao dia GRATUIT ny décoration de base❤️

📲Antsoy dieny izao ary ny +261 33 37 268 14 / +261 33 37 268 18
📍 Adresse : 1 207 MC Bis Mandrosoa Ivato

Farano amin'ny hamamiana ny fety izay ataonao 🥰😍Afaka manao ny gâteau anareo ny ekipan'ny service traiteur ato aminay  🍰...
15/06/2026

Farano amin'ny hamamiana ny fety izay ataonao 🥰😍
Afaka manao ny gâteau anareo ny ekipan'ny service traiteur ato aminay 🍰🎂
Iza no tianareo ?
Ilay lehibe sa ilay individuel ?

📲Antsoy ny Akany Soafonenako +261 33 37 268 14 / +261 33 37 268 18
📍 Adresse : 1 207 MC Bis Mandrosoa Ivato

FISAORANA MITAFOTAFO HO ANAREO 🙏Tsy mitsahatra ny misaotra anareo izahay noho ny fahatokisanareo ny ekipa 😍Mirary soa to...
13/06/2026

FISAORANA MITAFOTAFO HO ANAREO 🙏

Tsy mitsahatra ny misaotra anareo izahay noho ny fahatokisanareo ny ekipa 😍
Mirary soa tompoko 🥳✨

🥳 Samy manana ny zavatra andrasany rehefa mamonjy fety e…Misy miandry sakafo 🍗Misy miandry sary 📸Misy miandry dihy 💃Ary ...
12/06/2026

🥳 Samy manana ny zavatra andrasany rehefa mamonjy fety e…
Misy miandry sakafo 🍗
Misy miandry sary 📸
Misy miandry dihy 💃
Ary misy miandry olona iray manokana 👀😂

Fa ianao kosa ?
👉 Inona no tena zavatra endrasanao rehefa mamonjy fety ?

Inona no MAHASOSOTRA indrindra rehefa mamonjy fety ?❌ Salle tery❌ Sakafo tara❌ Tsy misy ambiance
11/06/2026

Inona no MAHASOSOTRA indrindra rehefa mamonjy fety ?

❌ Salle tery
❌ Sakafo tara
❌ Tsy misy ambiance

Ahoana ny hevitrareo ?🏛️ Soa fa aty aminay mahazaka olona 400 ny salle 😎🔥Ka na ampian’ny cousin, voisin, collègue ary na...
10/06/2026

Ahoana ny hevitrareo ?
🏛️ Soa fa aty aminay mahazaka olona 400 ny salle 😎🔥

Ka na ampian’ny cousin, voisin, collègue ary namana tsy nampoizina aza… mbola mety foana 😍

👉 Iza no nampahafantatra anao an’ilay vadinao na olon-tianao ?💞 Ny tantaram-pitiavana tena izy matetika manomboka amin’n...
04/06/2026

👉 Iza no nampahafantatra anao an’ilay vadinao na olon-tianao ?

💞 Ny tantaram-pitiavana tena izy matetika manomboka amin’ny toerana tsy ampoizina…

😍 Teny am-pianarana ?
☕ Tany am-piasana ?
📱 Tamin’ny Facebook ?
🎉 Sa tany amina fety ?

Izao retour izao no mampitsiky anay indrindra ❤️Ny fahafantaranay fa lasa fahatsiarovana mamy ho anareo ny fotoana niara...
03/06/2026

Izao retour izao no mampitsiky anay indrindra ❤️
Ny fahafantaranay fa lasa fahatsiarovana mamy ho anareo ny fotoana niarahana ✨

🙏 Misaotra hatrany amin’ny fitokisana

Address

1207 MC Bis Mandrosoa Ivato
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany Soafonenako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Akany Soafonenako:

Share