Talenta Raitra Officiel

Talenta Raitra Officiel Fifaninanana hanandratana ireo Talenta ifotony amin'ny filalaovana sarimihetsika Malagasy

Ho arahanao amin'ny 8 ora alina ao amin'ny RTA sy eto amin'ny pejy ny famerenan'ny lanonana tamin'ny Zoma 15 Oktobra 202...
17/10/2021

Ho arahanao amin'ny 8 ora alina ao amin'ny RTA sy eto amin'ny pejy ny famerenan'ny lanonana tamin'ny Zoma 15 Oktobra 2021 ๐ŸŽฌ

Ireo mpandresy 16 tamin'ny TALENTA RAITRA ๐ŸŽฌ
16/10/2021

Ireo mpandresy 16 tamin'ny TALENTA RAITRA ๐ŸŽฌ

FIFANINANANA - FANDRESENA - TALENTA IFOTONY ๐ŸŽฌTapitra tamin'ny fomba manotrokotroka omaly ny Talenta Raitra, arahabaina i...
16/10/2021

FIFANINANANA - FANDRESENA - TALENTA IFOTONY ๐ŸŽฌ

Tapitra tamin'ny fomba manotrokotroka omaly ny Talenta Raitra, arahabaina ireo mpandresy 16 tamin'izany ary isaorana be dia be ny mpanotrona ny lanonana na mivantana na tamin'ny fahitalavitra, ny mpiara-miasa, ny mpanohana rehetra ary indrindra isika mpijery sy mpanaraka ny Talenta Raitra ๐Ÿ˜

Hisy famerenana rahampitso Alahady ao amin'ny RTA officiel

15/10/2021
Mami Bastah โ€ผ
15/10/2021

Mami Bastah โ€ผ

Kely sisa dia hiditra mivantana ny lanonana. Manafana ny lanonana ato ny New Style Bira ๐Ÿ˜โ€ผ
15/10/2021

Kely sisa dia hiditra mivantana ny lanonana.
Manafana ny lanonana ato ny New Style Bira ๐Ÿ˜โ€ผ

Address

Enceinte Sitram Ankorondrano
Antananarivo
101

Telephone

+261320332206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Talenta Raitra Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Talenta Raitra Officiel:

Share

Category