Toute Graphic Design

Toute Graphic Design Service freelance : Graphic Design , Motion Design

Formation Particulière :  Et  Outils :      À distance possible! Lieu: Ambohitsoa Antananarivo Contact : 0349423338
17/11/2020

Formation Particulière :


Et


Outils :





À distance possible!
Lieu: Ambohitsoa Antananarivo
Contact : 0349423338

Formation particulière natao ho an'ny rehetra. Afaka manao à distance  izay tsy afaka manantona na miasa!!   👉 Outils: P...
07/11/2020

Formation particulière natao ho an'ny rehetra. Afaka manao à distance izay tsy afaka manantona na miasa!!


👉 Outils: Photoshop, Illustrator, InDesign.

Toerana : Ambohitsoa
Contact : 0349423338

Te amehy ireto logiciel tena matanjaka sy fanta-daza ireto ve ianao!? Indro ny formation tena mahafapo atolotray ho anao...
21/10/2020

Te amehy ireto logiciel tena matanjaka sy fanta-daza ireto ve ianao!?
Indro ny formation tena mahafapo atolotray ho anao.





Na manantona ianao na à distance dia mety foana!
Midira Mp ary na Miantsoa ny 0349423338 raha liana ianao

🤗🤗🤗😇😇 Miarahaba e!  🤗🤗😇😇Sahirana be ve ianao Mitady olona ampanaovina ny affiche-nao ka te hiezaka hiatra mba hiala amin...
15/10/2020

🤗🤗🤗😇😇 Miarahaba e! 🤗🤗😇😇
Sahirana be ve ianao Mitady olona ampanaovina ny affiche-nao ka te hiezaka hiatra mba hiala amin'izany!
Na te hianatra fotsiny koa! 🤗🤗
Indro Vidéo formation hianaranao izany amin'ny alalan'ny Adobe Photoshop amin'ny fiteny malagasy.
👉Feno
👉Mora azo
👉Misy fampiharana mazava tsara
👉Mety amin'izay rehetra vonona

Mandefasa Mp na miantsoa avy hatrany raha liana ianao.

Contact : 0349423338

Maro ireo miantso te hianatra ireto "Outils " ireto ka dia indro ary! 👉 Outils Pour le GRAPHISME et PAO   👉Outils Pour l...
27/08/2020

Maro ireo miantso te hianatra ireto "Outils " ireto ka dia indro ary!

👉 Outils Pour le GRAPHISME et PAO




👉Outils Pour le MONTAGE VIDEO




Seulement en 2mois!!! 🤗🤗😍😍
Frais: 400.000ar
Lieu: Ambohitsoa Antananarivo
Contact : 0349423338

25/08/2020

Cours Particulier!



😍😍😇😇

Natao ho an'ny sokanjin-taona rehetra!
Contact : 0349423338
Lieu : Ambohitsoa Antananarivo

Ho anao tena liana ny amin'ny resaka "Spot Pub" na koa izay manodidina izany rehetra! Indro ny formation  sahaza izany!!...
24/08/2020

Ho anao tena liana ny amin'ny resaka "Spot Pub" na koa izay manodidina izany rehetra!

Indro ny formation sahaza izany!!!



Formation particulière!
Sarany : 200.000ar
Toerana : Ambohitsoa Antananarivo
0349423338

Miverina misokatra indray ny formation particulière sy ny fiaraha-miasa,  ho anao te hahay na mila olona misehatra momba...
24/08/2020

Miverina misokatra indray ny formation particulière sy ny fiaraha-miasa, ho anao te hahay na mila olona misehatra momba ireto :


ET


Tongava Mp na antsoy mivantana :
0349423338
Toerana: Ambohitsoa Antananarivo

Ho anao te hianatra ireto Outils tena matanjaka sy malaza ireto 😇❤🤗    👉 formation feno tsara hianaranao manokana! 👇👇Con...
21/08/2020

Ho anao te hianatra ireto Outils tena matanjaka sy malaza ireto 😇❤🤗




👉 formation feno tsara hianaranao manokana! 👇👇

Contact :0349423338
Lieu: Ambohitsoa Antananarivo

Ho anao izay te hianatra " Montage Vidéo " dia natao ho anao ity!!! 👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇Outils :                  Teny : Malagasy...
20/08/2020

Ho anao izay te hianatra " Montage Vidéo " dia natao ho anao ity!!!
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
Outils :

Teny : Malagasy
Sarany : 200.000ar
Faharetany : miankina aminao

Mp avy hatrany na miantsoa ny 0349423338 raha mila fanazavana fanampiny!

😇😇😇😇

Mahaliana anao sa tena ilay ny Vidéo animation ho an'ny Pub na Lyrics,... 😇😇 indro ny formation natao ho an'izany!!!! Fo...
30/07/2020

Mahaliana anao sa tena ilay ny Vidéo animation ho an'ny Pub na Lyrics,...
😇😇 indro ny formation natao ho an'izany!!!!

Formation à distance! (Vidéo)
Araraoty fa malalaka ny fotoana!
et

Teny gasy hatrany!
Aza misalasala miantso ny 0349423338 na mandefa Mp

Ho antsika Ray aman-dReny,  ity tolotra ho an'ny zanantsika mba hitondrana azy tsikelikely amin'ireto sehetra ireto. Eo ...
30/07/2020

Ho antsika Ray aman-dReny, ity tolotra ho an'ny zanantsika mba hitondrana azy tsikelikely amin'ireto sehetra ireto.

Eo koa isika efa ao anatin'ilay izy fa te hianatra lalina kokoa.

Formation en ligne natao hianarana ireto Outils ireto (pratique) :
Illustrator
Photoshop
Premiere pro
After effects

Teny gasy hatrany mba ahafan'ny rehetra mahazo tsara.

Raha liana ianao dia antsoy ary ny 0349423338 na mandefasa MP avy hatrany.

Address

Ambohitso Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261349423338

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toute Graphic Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share