Dance Friends

Dance Friends "TODAY'S EFFORTS ,TOMORROW'S SUCCESS "✨

Dance Friends 💗 STRONG✊

Arabaina manokana ity sipa DANSEUSE kelin'ny Dance Friends  ity Mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany Tongava @ ambo...
01/09/2025

Arabaina manokana ity sipa DANSEUSE kelin'ny Dance Friends ity
Mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany
Tongava @ ambony indrindra araka izay hirianao ry zandry malala 🫶🏻
JOYEUX ANNIVERSAIRE FIONONANA 🎉🎉

Andriamanitra dia manomana fiainana tsara ho anao Ary misy fotoanany n'y Zavatra rehetra ✨Arabaina Fitiavana Kely Rnv  s...
24/08/2025

Andriamanitra dia manomana fiainana tsara ho anao
Ary misy fotoanany n'y Zavatra rehetra ✨

Arabaina Fitiavana Kely Rnv sy ʬɸʬ Naval Andrianirina ʬɸʬ t@ nahazon'izy ireo n'y diplôme bac
Faly ny aminareo izahay ato @ TARIKA ✨
ARABAINA RANKIZY 🫶🏼❤️

Salama daholo eeeNdao isika MBA hifanohana isika Tafiakatra final  fifaninana dihy ho fandratana ny HIRA GASY ao @ PALAI...
22/06/2025

Salama daholo eee
Ndao isika MBA hifanohana isika
Tafiakatra final fifaninana dihy ho fandratana ny HIRA GASY ao @ PALAIS DE SPORT MAHAMASINA izahay ,izay karakarain'ny
Koa mañasa anao MBA hanohana n'y tarika eee
Raha mividy tapakila ianao ka mampiasa Ilay code prome VNNVK1 dia mahazo fihenam-bidy 20%

Palais de sport Mahamasina @12 Ora ny fotoana 💗🫶🏼🇲🇬

Nahavita ny adidinao ety antany ianao KEITCH ✨Misaotra bé Dia bé t@'ireo fizarana sy fampianarana nampitanao taminay coa...
18/06/2025

Nahavita ny adidinao ety antany ianao KEITCH ✨
Misaotra bé Dia bé t@'ireo fizarana sy fampianarana nampitanao taminay coach Maminiaina Keitch 👑🇯🇲
Nametraka tantara tsara teo amin'ity fiainana bé hetraketraka ity ianao coach

Mandria ampiadanana míster Keitch 🇯🇲🕊️
Ato am-ponay foana ianao 🕊️🕊️

04/06/2025

Ela ela izay tsy hita tsy nisy vidéo nozarainay ho anareo 🥹☺️
Fa efa hisesisesy eto izao n'y vidéo hirahana ankizy ato

Izahay iany koa de mivarotra ireto akanjo otran'ny ankizy roa vavy ireto 35000ar 🥹😇
MBA mandraisa anjara eee💗
:Kanto & Princia

tsy misy resaka fa tonga  de arabaina rankizy aaa🎉🎉🥰 fans
24/11/2024

tsy misy resaka fa tonga de arabaina rankizy aaa🎉🎉🥰
fans

18/10/2024

MBA nandray anjara @ ilay ihany ko izahay🥰
Ckycky FSA

Aimez,like,partager 🎥❤🫶🏻
Harao tsy tapaka ny pejy 🫶🏻
fans

Send a message to learn more

28/08/2024

TADIAVA VOLA 2eme partie
tena tsara fona ity hira ity dia mba notohizana kely 🥰🫶🏻
SAdy niaraka t@reto ankizy mamy kely reto🥰

fans

TEAM 🥰🔥Ho avy indray ny video hiarahana  zaza mamy kelinay ireto 🥰🥰LOADING 🎥🎥❤Dance Friends
21/08/2024

TEAM 🥰🔥
Ho avy indray ny video hiarahana zaza mamy kelinay ireto 🥰🥰
LOADING 🎥🎥❤
Dance Friends

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dance Friends posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category