Boatiko MG

Boatiko MG ""Mamorona. Mihavaoza. Mariho ny fandalovanao.""
#ᴢᴀʀᴀᴏɪʟᴀʏᴛꜱɪᴋɪɴᴀᴏ Faly miarahaba anao izahay. Avelao ny marikao." Oroka mamy
'layTsikinao

Tongasoa :)

Izahay eto amin'ny BoatikMG dia afaka manampy anao amin'ireto:
� Personnalisation T-shirt, sweat à capuche, casquette, mug sns
� Varotra:
� Fitaovana fampiasa ao an-dakozia
� Fitaovana fikarakarana fiara sy moto
� Zavatra fampiasa an-davanandro

Amoray ny fiantsenanao

"Mamorona.

Ho an'ireo izay niandry ny disponibilité an'ireo GPS tracker portable, Efa tonga ny arrivage TK202 sy TK905Tk202 190 000...
25/08/2026

Ho an'ireo izay niandry ny disponibilité an'ireo GPS tracker portable,
Efa tonga ny arrivage TK202 sy TK905
Tk202 190 000Ar
Tk905 280 000Ar

☎️ 034 28 678 08

29/04/2026

🛰️GPS TRACKER Disponible
Efa misy prix avy amin'ny sary.
Raha mahaliana anao dia afaka miditra anaty hafatra miafina
☎️ 034 28 678 08
📍 Sur livraison na ihany koa raisina @ point relais ByPass Iavoloha

04/03/2026

🇲🇬 FILAZANA

Noho ny fandaminana ao amin'ny seranan-tsambon'ny Toamasina taorian'ny fandalovan'ny rivo-doza farany teo dia saika lany avokoa ny entanay 🥺
Miala tsiny amin'ireo mety tsy nahazo na dia efa nanao commande aza.
Amin'ny tapak'ity volana martsa ity hoe vao hilamina dia aorian'izay isika mandamina indray.
PS: Ilay GPS tracker T12 (filaire) dia 3 isa sisa (niandry ilay saika haka azy fa tsy ampy isa)
Mirary soa.

🇨🇵 AVIS A LA CLIENTÈLE

Suite aux réorganisations au port de Port de Toamasina après le passage du récent cyclone, notre stock est presque entièrement épuisé 🥺
Nous présentons nos sincères excuses à ceux qui n’ont pas pu être servis, même après avoir passé commande.
La situation devrait se stabiliser vers la mi-mars, et nous reprendrons l’organisation des livraisons par la suite.
PS : Il ne reste plus que 3 unités du GPS Tracker T12 (filaire). Ces unités étaient réservées, mais la quantité disponible est insuffisante.
Nous vous remercions pour votre compréhension et vous souhaitons une excellente continuation.


💥 FILAZANA 💥📣 POINT RELAIS - POINT DE RETRAIT Ho an'ny entana sasan-tsasany. Hisy point relais isika manomboka amin'ity ...
16/02/2026

💥 FILAZANA 💥

📣 POINT RELAIS - POINT DE RETRAIT
Ho an'ny entana sasan-tsasany.

Hisy point relais isika manomboka amin'ity herinandro ity hanamorana ny fakana ny entanareo 📦
📍 Adiresy : ByPass Iavoloha
🕒 Ora fisokafana : Alatsinainy - Sabotsy 8-17h
⚙️ Ny pose / installation kosa dia sur rendez-vous foana

Tongava maka ny entanareo akaiky sy mora kokoa 🚀



Boatiko MG

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boatiko MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share