23/05/2022
INONA NY ANTONY MAMPIVAVAKA AHY ?
Tia mampanantena an'i Tompo isika rehefa mivavaka anefa manadino azy rehefa azo ny valim-bavaka. Mivoatra ilay fiainana dia miharatsy indray avy eo.
Aoka tsy ny fitahiana na hoe satria fanaon'olona no ivavahantsika fa tahaka ny mitia olona iray mintsy, aoka tena fitiavana sy "reconnaissance" nohon'ny famonjeNY. 🤍
🌿Fa ny fitiavan'i Kristy no manery anay, satria izao no hevitray: maty ny Anankiray hamonjy ny olona rehetra🌿 — II Korintiana 5 : 14