TSAM Rec. Prod

TSAM Rec. Prod Home studio ( Prise de son (mixage ,mastering), Clip , lyric's vidéo , voix off , creation logo
(1)

🎙️🎙️SOUND BY TSAM🎙️🎙️FILAZANA : Lundi Sy Mercredi sisa no mandray Amin’ny semaine dia ny MARDI DE PENTECÔTE INDRAY
17/05/2026

🎙️🎙️SOUND BY TSAM🎙️🎙️
FILAZANA : Lundi Sy Mercredi sisa no mandray Amin’ny semaine dia ny MARDI DE PENTECÔTE INDRAY

🔥🔥TANDAMMMMM 🔥🔥🔥NDAO MBA HIARAKA HANALAZY FA ELA KOSA IZAY 🫣AFAKA MANDRAY ANJARA AMIN’NY show live (voafetra ny Isa) Fa ...
16/05/2026

🔥🔥TANDAMMMMM 🔥🔥🔥
NDAO MBA HIARAKA HANALAZY FA ELA KOSA IZAY 🫣
AFAKA MANDRAY ANJARA AMIN’NY show live (voafetra ny Isa) Fa mba afaka miaraka manao répétition izay vonona
MBOLA HO ELA ITY FA DIENY IZAO DIA OMANINTSIKA MILAY BEEEEE

Conseils kely ho antsika zandry vao manomboka rehefa manao Clip,Tena marina fa dépense be io Clip io,fa rehefa manao azy...
16/05/2026

Conseils kely ho antsika zandry vao manomboka rehefa manao Clip,Tena marina fa dépense be io Clip io,fa rehefa manao azy dia :
-soraty mialoha ny scénario
izay tinao ho hita ao,tsy handany fotoana be
-Ny toerana préciseo tsara mialoha fa tsy eny ampanidinana eny dia lany andro fotsiny nareo moa ilay zavatra tsy hivoaka araka ny tokony ho izy
-Aza taomina daholo aloha ny bandy akama raha tsy tena misy ataony fa dépense hafa koa iny
-manaova zavatra simple nefa Milay fa aza m compliqué zavatra be raha vao manomboka
Hisy CHALLENGE Hira vaovao eto tsy ho ela ka izay mahavita plan bobaka indrindra sur tik tok omeko CLIP gratuit
Dia ilay meilleur partage zareo mba Alefaso am whatsapp ao izay nahazo ilay prise de son
Mirary soa foana 🙏

Ahoana ny fahenoinareo ilay Hirantsika vaovao ao?Dia Efa vonona Amin’ny nouveauté manaraka indray Ve ianareo fa Alefako ...
16/05/2026

Ahoana ny fahenoinareo ilay Hirantsika vaovao ao?Dia Efa vonona Amin’ny nouveauté manaraka indray Ve ianareo fa Alefako any daholo ilay ato fa mameno ordi 🤣🤣
NB : Ahoana zareo mijery meilleur partage fa tena tsitako (na afaka alefa capture Amin’ny 038 31 077 65) daholo izay npartagenareo dia hitako ao izay nahavita betsaka)
Ilay challenge Valiantsika rehefa feno 1k ianareo no manao azy ao am tik tok ao 🙏🙏

https://youtu.be/JoCm_iylB_cIty ny Lien YouTube SAINT TROPEZ LAEM ft TSAM RAHARIVA A 18h ny version Facebook
15/05/2026

https://youtu.be/JoCm_iylB_c

Ity ny Lien YouTube SAINT TROPEZ
LAEM ft TSAM
RAHARIVA A 18h ny version Facebook

Prod BY TSAM 0383107765

15/05/2026

J-J
Misy inona ary androany??

Color grading by TSAM 🎬🔥🔥CLIP DISPONIBLE
14/05/2026

Color grading by TSAM 🎬🔥🔥
CLIP DISPONIBLE

🎙️🎙️TSAM record🎙️🎙️N'y tena mampiavaka n'y TSAM Dia tsy mifidy gadona fa manao n'y rehetra (izay entinao rehetra eo) TSA...
14/05/2026

🎙️🎙️TSAM record🎙️🎙️
N'y tena mampiavaka n'y TSAM Dia tsy mifidy gadona fa manao n'y rehetra (izay entinao rehetra eo)
TSAM koa Sady réalisateur CLIP vidéo (cadreur, monteur)
Tsy manavakavaka Client isika fa bienvenue daholo rehefa Tonga aty
Na misy 10 Ary milahatra ato amiko tsy misy hoe maika fa afam-po tsara VAO miala eo
Zaho moa EFA hainareo fa Manome conseil sy manoro rehefa sur mic ianao
KA TONGAVA HOAN'IZAY TSY MBOLA TATY FA VONONA HANOME FAHAFAHAM-PO hoa anareo izahay

🎬Hivoaka rahampitso Zoma amin’ny 18h hariva ny Clip ofisialy ny SAINT TROPEZ 🎬🔥Izay olona 2 meilleur partage dia mahazo ...
14/05/2026

🎬Hivoaka rahampitso Zoma amin’ny 18h hariva ny Clip ofisialy ny SAINT TROPEZ 🎬
🔥Izay olona 2 meilleur partage dia mahazo prise de son gratuit 💪🏼

24/04/2026

🔥🔥Loading
LAEM « GM »

Address

Antananarivo

Telephone

+261348903160

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSAM Rec. Prod posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to TSAM Rec. Prod:

Share