TSAM 🔥Artiste , Beatmaker 🔥
Home studio ( Prise de son,mixage ,mastering), Clip , lyric's vidéo , voix off
(1)

17/08/2026

Tsy Mampiditra intsony 🎙️Loading….

🎙️🎙️TSAM Rec PROD 🎙️🎙️Inona ny mampiavaka azy? 1)Tsy mifidy gadona aho fa manao izay rehetra en tinareo eo2)sady afaka m...
16/08/2026

🎙️🎙️TSAM Rec PROD 🎙️🎙️
Inona ny mampiavaka azy?

1)Tsy mifidy gadona aho fa manao izay rehetra en tinareo eo
2)sady afaka mirealise Clip ihany koa aho
3)toerana ville (Andavamamba)
4Tsy mifindra2 toerana fa eto foana foana
5)Mivoha 7/7jrs ( na amin’ny 22h ary ka mbola misy miandry eo dia raisiko foana)
6) QUALITÉ TSY MENA-MITAHA👌 nefa TARIFS tsy lafo
7) Manao Coach Vocal gratuit,manome conseils
INONA IHANY KOA?????
8)TSY manavaka CLIENT
Contact : 034 89 031 60

16/08/2026

Bolo pixx( one rasta ) & Ranenifara - " Mbo n'tsara jerena " ity niafaran'le yaourt bdb 🤣 aleo manala ee😅🤟
Lien youtube
https://youtu.be/OqfTwJc7OwY

15/08/2026

🎬Loading…🎙️
HIFANOHANA foana amin’izay manoloana tsy asiantsika arrêt 🔥🔥

12/08/2026

Bolo pix nine 😂😂
TSAM rec nprods 🎼🎸Misy ambiance be Ohatranzao anie rehefa ilay manamboatra Tru ianareo e 🔥🔥 🤣

TSAM rec prods 🎙️Coucou zanjy e🔥🥰Laureanah Mitia
11/08/2026

TSAM rec prods 🎙️
Coucou zanjy e🔥🥰
Laureanah Mitia

C’est qui ary ohh ??? 🎧
11/08/2026

C’est qui ary ohh ??? 🎧

Paoziko mieritreritra hoe Hiasa sahady 😂😂laingako kamboko fa Tiako be ny asako 🎙️🎸Musique c’est ma passion ❤️
09/08/2026

Paoziko mieritreritra hoe Hiasa sahady 😂😂laingako kamboko fa Tiako be ny asako 🎙️🎸
Musique c’est ma passion ❤️

🎙️🎙️TSAM REC PROD🎙️🎙️Inona indray no ataontsika promotion ??
05/08/2026

🎙️🎙️TSAM REC PROD🎙️🎙️
Inona indray no ataontsika promotion ??

Address

Antananarivo

Telephone

+261348903160

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to TSAM:

Shortcuts

Share