Kolo Talenta - PEJY Ofisialy

Kolo Talenta - PEJY Ofisialy "Fitiavana nikolo no nanjary Zaridaina; Talenta no koloina,hanjarian'ny Kolontsaina"
Suivez-nous ! ❤️

Nodimandry ihany koa ny Filoha lefitry ny Fikambanan'ny Poety sy Mpanoratra malagasy,Andriamatoa Dol'aj Andriamihaja😢Mia...
17/09/2025

Nodimandry ihany koa ny Filoha lefitry ny Fikambanan'ny Poety sy Mpanoratra malagasy,Andriamatoa Dol'aj Andriamihaja😢
Miara-ory amin'ny Fianankaviana manontolo sy ny Olona akaiky azy rehetra tompoko🙏

😢Lasa ny namantsika Legend'art KantoNanana anjara toerana lehibe tato atanatin'ny vondrona izy ary Mpanan-talanta fenoMp...
20/08/2025

😢Lasa ny namantsika Legend'art Kanto
Nanana anjara toerana lehibe tato atanatin'ny vondrona izy ary Mpanan-talanta feno
Mpilalao zava-maneno : Guitare,violon,synthétiseur,flute,Farara...sns
Mpihira sy mpamoron-kira, mpilalao théâtre ary "comédien" tato amin'ny vondrona,mpanao sary hosodoko sy mpamorona sary na sarimihetsika "version 3D" amin'ny alalan'ny solosaina ...

Miombona alahelo tanteraka amin'ny fianankaviany sy ny olona akaiky azy izahay🙏
Mandria am-piadanana Legende😢🙏

11/10/2024

1 🇲🇬 # 1 🇬🇲

😍 ,mihomana handray mpikambana vaovao amin'ity taona 2024 ity. Manasa anao hanaraka ny Pejinay.  : Hisy ny sivana(sary :...
04/02/2024

😍 ,mihomana handray mpikambana vaovao amin'ity taona 2024 ity.
Manasa anao hanaraka ny Pejinay.
: Hisy ny sivana
(sary : 2021 😊❤️)

28/12/2023

✨✨Hetsika famaranana ny taona sahady indray ity...
Andao ho eny daholo ooo🤗🏃‍♀️🏃‍♂️ !!

Ekipa
14/07/2023

Ekipa

Tikitsiky ifampizarana 😁😁...Ho avy tsy ho ela ny fampidirana mpikambana vaovao manan-talenta fa araho hatrany ny pejy oo...
26/02/2023

Tikitsiky ifampizarana 😁😁...Ho avy tsy ho ela ny fampidirana mpikambana vaovao manan-talenta fa araho hatrany ny pejy ooo 😊!Mirary alahady mahafinaritra 🤗

🎈🎁MIRARY KRISMASY🎄🎃SY TAOM-BAOVAO🎇🎆 SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA TSY AN-KANAVAKA SAHADY IZAHAY😍🎉SAMY HO FENO FIFALIANA AM...
22/12/2022

🎈🎁MIRARY KRISMASY🎄🎃SY TAOM-BAOVAO🎇🎆 SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA TSY AN-KANAVAKA SAHADY IZAHAY😍

🎉SAMY HO FENO FIFALIANA AMIN'IZAY EO AM-PELANTANANA ANIE ISIKA AMIN'IZAO FETY IZAO🎉
🎆MANIRY TAOM-BAOVAO MIAVAKA HO AN'NY MALAGASY TSY VAKY VOLO 🎆
Ho ela velona samy ho tahiana🙏

8 Septambra 2021 - 8 Septambra 2022:HERINTAONA KATROKA ANDROANY SAHADY ILAY HETSIKA NAHAFANTARATSIKA VOALOHANY ny Vondro...
08/09/2022

8 Septambra 2021 - 8 Septambra 2022:
HERINTAONA KATROKA ANDROANY SAHADY ILAY HETSIKA NAHAFANTARATSIKA VOALOHANY ny Vondrona (TRANDRAKA TALENTA moa no anarany tamin'izany)
Taorian'izay dia maro ireo hetsika niaraha-niasa tamin'ireo mpisehatra maro,nisy ihany koa ny fanasàna manokana : misehatra, , , #...
Nahafinaritara foana ny fiarahana tamin'izany rehetra izany...

https://www.facebook.com/102834755574879/videos/581820676456012/?app=fbl

Sary vitsy maneho ny fiarahana tamin'Ikazomanga sy ny ekipa   omaly 17 Aogositra 2022,Tonga aty am-poton-tsofinay ny ako...
18/08/2022

Sary vitsy maneho ny fiarahana tamin'Ikazomanga sy ny ekipa omaly 17 Aogositra 2022,
Tonga aty am-poton-tsofinay ny akon'ny fankasitrahanareo ny fiarahantsika omaly,izahay koa dia faly tamin'ny nankafizanareo hatramin'ny farany...
Misaotra antsika rehetra tsy an-kanavaka🙏
Misaotra ny mpanohana na nivantana na an-kolaka🙏❤️
_______________________
" Fitiavana nikolo no nanjary zaridaina,Talenta no koloina hanjarian'ny Kolontsaina..."

Penin'i Legend'Art KANTO
15/07/2022

Penin'i
Legend'Art KANTO

10/07/2022

😊HERINANDRO SAHADY ITY FAHATSIAROVANA MAMY ITY,
FARAN'IZAY TSOTRA NEFA NIAVAKA...😍
>>Ny fihaonana manaraka dia,ny 17 Aogositra 2022 ao amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy
>>La prochaine rendez-vous sera lieu,le 17 Août 2022 au Bibliothèque National de Madagascar(BNM) Anosy.

Address

Ivandry
Antananarivo
101

Telephone

+261340204802

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolo Talenta - PEJY Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Kolo Talenta - PEJY Ofisialy:

Share