SAX Garage

SAX Garage Salama e! izahay dia manao ny asa fanamboarana Saxophone (soprano, alto, tenor) ka raha mahaliana an

Salama daholo eee! 🙂 Raha afaka sy manana fotoana dia tsara foana ny mahalala 🤔ny antony sy ny tanjon'ilay zavatra ataon...
31/08/2023

Salama daholo eee! 🙂 Raha afaka sy manana fotoana dia tsara foana ny mahalala 🤔ny antony sy ny tanjon'ilay zavatra ataonao amin'ny maha mpanakanto 🎼🎤🎺🎷anao eny fa na dia ny hafa aza no mamakafaka azy, na fampianarana tsy mahazatra anao, saingy dinihina 🔎tsara satria izay no mahatsara toe-panahy, fa na ny Baiboly aza dia milaza fa nisy tsara kokoa👌 ny toe-panahin"ny mpino noharina tamin'ny ny an'ny hafa satria nazoto nandinika izy na marina izany na tsia 🙂
SAX Garage Finoana Miasa Randrianjoary - Saxo Saxo Ny Mahery

Salama daholo eee! 😊 Ireto misy entana tonga ho an’izay commande sy ho an’ireo izay hanjifa ihany koa an! 🎷1. Micro sax ...
29/08/2023

Salama daholo eee! 😊 Ireto misy entana tonga ho an’izay commande sy ho an’ireo izay hanjifa ihany koa an! 🎷
1. Micro sax superlux 450.000 Ar
2. Boite de 10 anches Zz 2,5 alto 210.000 Ar ou 24.000 Ar l’unité
3. Java red, V16, Zz 2,5 samy alto daholo no mandeha singany, misy 5 avy amin’ireo. 24.000Ar/unité
0343180040 na mp ny contact

Salama daholo eee! Elaela! Misy saxes  🎷anaky 7 ato amidy 😊. Fmg ny prix resahiko eto no sady prix sax tsirairay ihany k...
15/08/2023

Salama daholo eee! Elaela! Misy saxes 🎷anaky 7 ato amidy 😊. Fmg ny prix resahiko eto no sady prix sax tsirairay ihany koa. soprano antique coudé x3 marque Baizhé (7,5fmg). Soprano droit eagletone x1 (6fmg), alto noir mat Marlis x1 (9fmg), doré Beth x1 (6fmg), dia Jean-Baptiste doré x1 (6fmg) ihany koa. Ecouvillons alto anaky 6 (450 fmg), pied sax anaky 5 (400 fmg) Bec Meyer Tenor 7M occasion (3fmg)
Raha ny tena mety aloha atoato dia appel fa tsy afaka mijery mp firy. Dia harivariva vers 18h30 angamba. 😊 misaotra amin’ny comprehension 🙏🏻
0343180040

Tratrin’ny erinandro vaovao eee! 😊 Ireto misy entana ilaina amin’ny saxophone tonga fa miala tsiny amin’´ireo nitady anc...
31/07/2023

Tratrin’ny erinandro vaovao eee! 😊 Ireto misy entana ilaina amin’ny saxophone tonga fa miala tsiny amin’´ireo nitady anche alto fa tena ela be saika tsy tonga manko izy ireto nefa dia karazany iray ihany 🙏🏻 ka dia mifona! Tenor V16 2,5, Zz 3, (32.000 Ar singany) Alto Hemke 3 (27.000 Ar singany) Soprano Zz 3 (24.000 Ar singany) pastille protège-bec (12.000 Ar singany) micro 450.000 Ar ny singany.
Ka dia aloavy aza dia alaivo izay safidinao fa nalaina avy lavitra manko izy ireto 😀Saxo Ny MaheryFinoana Miasa Randrianjoary - SaxoSAX Garage
0343180040/0330245469/0328219643

Salama daholo eee! 😊Ireto no saxophone dispo semaine du 24 juillet ho anareo izay efa niresaka taminay na liana an! 🎷🎼 M...
15/07/2023

Salama daholo eee! 😊Ireto no saxophone dispo semaine du 24 juillet ho anareo izay efa niresaka taminay na liana an! 🎷🎼 Marihiko fa saxophone sinoa copie sy d’origine Chine ireo an! 😜
Hisy bec sy ecouvillons sy harnais ihany koa fa rehefa tena tonga vao ho publiena eee!
Saxo Ny Mahery Finoana Miasa Randrianjoary - Saxo
0343180040/0330245469/0328219643
MIrary faran’ny erinandro sambatra eeee! 👊😉

Akory iaby e! Misy ambina anches amidy vitsivitsy ireto e!😊👌alto zz 2/2                      : 24.000 ar / piece👌alto zz...
06/07/2023

Akory iaby e!
Misy ambina anches amidy vitsivitsy ireto e!😊
👌alto zz 2/2 : 24.000 ar / piece
👌alto zz 3 : 24.000 ar / piece
👌java red soprano 2/2 : 24.000 ar / piece
👌java red alto 2/2 : 24.000 ar /piece
👌 Hemke alto 2/2. : 27.000 ar/ piece
📞📞Contact:0343180040 /0330245469/0328219643

Salama daholo eee! 🎷 Misy anches maromaro ato ho anareo ilay nitady surtout fa izay indray moa vao nahavita publication....
28/06/2023

Salama daholo eee! 🎷 Misy anches maromaro ato ho anareo ilay nitady surtout fa izay indray moa vao nahavita publication.
(24.000 Ar) ny singany amin’ireto: Soprano Java red 2,5
Alto Zz 2,5 sy 3 ary Java red 2,5
(27.000 Ar) Frederick L. Hemke 2,5
Tenor Zz 2,5 (32.000 Ar)
Protège-bec BG noir et transparent (12.000 Ar)
Bec ébonite Rollins (500.000 Ar)
Misy vitsivitsy nanontany ahy resaka micro tatoato, dia sur commande ilay izy 400.000 Ar, après 3 semaines na 4 maximum dia tonga raha toa ka hi-commande ianao, dia ny paiement 50% à la commande farafahakeliny.
Izay fa bonne journée eee!
0343180040/0328219643

Salama eee! 🙂 Misy anches Alto Zz 3 sy 2,5 ary Java red 2,5 ary Sopra Java red 2,5 ho an’ireo izay nitady tanatin’ny fot...
20/06/2023

Salama eee! 🙂 Misy anches Alto Zz 3 sy 2,5 ary Java red 2,5 ary Sopra Java red 2,5 ho an’ireo izay nitady tanatin’ny fotoana vitsivitsy izay (24.000 Ar)Pastilles protège-bec ihany koa (12.000 Ar)😊 Bec vaovao anakiray ebonite ouverture 8M marque Rollins (500.000 Ar) Video any amin’ny fivarotana azy angamba satria vaovao dia tsy ho kitihako raha tsy hoe izay liana no mangataka ny feony. Izay fa bonne journée eee!
0343180040/0330245469/0328219643

18/06/2023

Salama daholo eee! Jereo kely ny page Finoana Miasa Randrianjoary - Saxo 🙂☺️ Misy feon-kira ho an’ity andro ity eee! Fa ity extrait kely fotsiny!
MIrary tontolo andro mahafinaritra 👌

14/06/2023

Randrianaina Bibs Finoana Miasa Randrianjoary - Saxo Harifaly Randrianaina Bibs Randria Ofisialy Saxo Ny Mahery @ SAX Garage Valisoaniaina Rasoanjanahary merci nahatoky anay.
Dia mba manao Spain kely aloha 😜🎼🎷

Address

Ambondrona
Antananarivo

Telephone

+261343180040

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAX Garage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share