ORsérie

ORsérie Page de partage de film et astuce

19/08/2025

The Bad Guys 2 trailer

Nivoaka
19/08/2025

Nivoaka

Nivoaka"Jurassic world Rebirth"
05/08/2025

Nivoaka
"Jurassic world Rebirth"

30/07/2025
Salama daoly ✌️Fizarana manao telechargement film amin'ny phone na amin'ny ordi ihany koa no andeha hataontsika androany...
30/07/2025

Salama daoly ✌️
Fizarana manao telechargement film amin'ny phone na amin'ny ordi ihany koa no andeha hataontsika androany, 🍿🍿🍿
Somary lava fa araho tsara😁

Ireto avy no afaka azahoana film:
Mila connexion internet (misy site idirana izay hatao Tuto manokana)😅

❌ Streaming
❌ Telechargement direct
❌ Telechargement torrent

Ilay mampiasa torrent no hataontsika.🔥
Araho fa misy dingana maromaro, misy sary eo ambany manazava azy ihany koa

Marihina fa tsy mandeha izy ity rahatoa ka Starlink ny connexion anao, (nefa azo atao ny miala azy raha mampiasa VPN ianao)

1- Manokatra 'Navigateur"(firefox,chrome...)na googleplay dia mitady apk atao hoe "Utorrent" dia atao telechargement

2-Miditra ao amin'ny "Navigateur" dia tadiavina ny "cpasbien4.com" ohatra, misy maro ny site torrent fa io ny fampiasako raha zavatra officiel(Marihako fa io extension .com io dia mety hiova arakarakin'ny hebergeur hifindrany site cpasbien)

3- Misafidy ny film izay mety aminao dia aveo tsidrina ilay faharoa "Telecherger torrent" (Jereo ny sary), dia mahazo fichier torrent ianao, iny no mitondra any amin'ny appli Utorrent ary mandeha automatique ny telechargement.
Miandry ny torrent vita 100% dia arahabaina fa vita ny telechargement anao👏

Araho hatrany ny page dia mi-liker 👍sy mi-abonner 🙏fa hisy Tuto mahakasika ny fakana na telechargement maromaro ho hitanao eto👌

Nivoaka28 ans plutard
29/07/2025

Nivoaka
28 ans plutard

Address

Ankatso
Antananarivo
101

Telephone

+261347080895

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ORsérie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to ORsérie:

Share

Category