25/02/2024
Salama tompoko, latsinainy katram zoma, ary zoma katram latsinainy no misy fête 🥳 ato amin’ny ity toerana zay atao hoe Villa club 102 Andoharanofotsy ity, tsy fety iany koa anefa fa afaka mihirahira no mandy ary misakafo rehefaveo ilay mamomamo aloany ody iny amzay mba tsy makafoka maraina.❤️🥺 sakafo isakarazany sy fifaliana isakarazany no zaraina rehefa valabalak ny asa enao🫡❤️
Tsy azo tsika adino iany koa fa izahay d manome fahafapo anareo atrany ary raha toa misy tsy mahafapo dia afaka mandefa message ao am Mp enao❤️🫡
Ny laharana azahona ny club kousa moa raha te iaraka iasa na koa anao anniversaire na anao fivoriana d afak miantso ny laharana ianareo ❤️
Info : 034 46 449 90 & 034 31 386 03.
Mandrapiona ary tompoko ❤️🫡