07/07/2026
ANTSIRABE sy ny manodidina.
"MIZARA MIC"
25 juillet ร partir de 14h
KroniK sur 102 FM
Ambodivoara Nomadia
Ity ary ny vaovao ho antsika eto Antsirabe๐๐, live " MIZARA MIC FEMCEE PART ONE" ๐๐, izay ho tanterahana ao amin'ny tokotanin'ny RTA ANTSIRABE, ny 25 Jolay 2026 manomboka amin'ny 2 ora tolakandroโค๏ธโ๐ฅโค๏ธโ๐ฅ, revy vita Baccalaurรฉat ity zareo a๐๐๐, live hiarahana amin'i Bug Na / Ilaria Fandresena / Kintaniavo / Tsou Tsou / T**i Andrianjaka / Nirilanto Diamondra Randriamihaja ary Zayan๐ฅ๐ฅ๐ฅ, hisy dรฉmonstration BeatBox, Battle power street ary concours freestyle amin'io izay efa programme misy isaky ny MIZARA MIC๐ซต๐, i Djey Smart no eo DJ ๐ง๐๏ธ๐๏ธ, PAF : Invitation 15000Ar, Prรฉvente : 5000Ar, ary jour J: 6000Ar,๐ช๐ฐ isaorana ireo mpanohana rehetra: Le 7รจme Ciel, Hotel Blue Sky Antsirabe , la Cabane chez Cla, Street Event's, Moonlight Bar & Grill Antsirabe , Ambodivoara Nomadia , FAMI'ZIK , Cantine des Copines, Bira Best, KafeS'mof, Seventy Seven Urban Wear, ABC Hรดtel, Transport " Santatra Plus", Media officiel : 102 rta bira , Partenaire media : Kolo FM sy MBS.๐๐๐ Hiaraka hanal'azy indray isika amin'io fa dia efa nareo sisa no handrasana. ๐ค๐ซก