Dulcet

Dulcet Animation d’événements de tous genres
(Mariage, soirée, anniversaire, baptême, confirmation, Disponible 7/7

01/01/2025
Joue, chante, ... VIS !!!
07/09/2024

Joue, chante, ... VIS !!!

30/01/2024

Une année s’est écoulée depuis ton départ 😥😥😥
De savoir que tu as trouvé le bonheur que tu mérites là où tu es nous aide à accepter le vide laissé par ton absence.
Que Dieu te garde 🙏🙏🙏

Ton amour, tes humours et tes petites attentions resteront gravés à jamais dans nos cœurs
😘

31/12/2023

Misaotra ny Tompo foana t@zava-drehetra 2023
Samy ho tratrin'ny rehefa avieo daholo o!!!

21/10/2023

Alefanay iany aloha zay azo alefa rehefa MBA misy kely azo alefa ☺️☺️☺️
Merci R.J.H Sonorisation niara-niasa foana 🙏🙏🙏

09/10/2023

"Il y a quelque chose de plus fort que la mort, c'est la présence des absents dans la mémoire des vivants."

Toizanay tsikelikely eny ny lalana!!! 😌

19/06/2023

Vidéo tsy à jour fa mba tiako zaraina fotsiny ☺️

14/02/2023

Happy Valentine's day!!!
Araraoty ny fotoana azo ifankatiavana

Tsara levenana i Mamisoa.Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina antsika havana, tapaka sy namana ary mpiaramiasa, tong...
30/01/2023

Tsara levenana i Mamisoa.
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina antsika havana, tapaka sy namana ary mpiaramiasa, tonga nidodododo nanotrona sy nanohana ary nankahery.

Ny vatany ihany no lasa fa ny soa sy kanto navelany anie ho tsaroantsika rehetra hatrany!
🙏🙏🙏🙏🙏🙏

29/01/2023

Veloma atreo izay feo lafika malefadefaka miaraka -maneno ao aoriana ao izay! 😥😥😥
Ny mozika manasitrana sy mandamina ny zavatra rehetra hoy elah, saingy raha izao tena na ny hanoy ilay mozika aza ohatran'ny toa tsy ho vita tsony 😭😭😭
Indrindra moa fa elah izay anisany fototra sy andrin'i DULCET mihintsy no lasa 😥😥😥
Ny karaoke bar zay efa nomakomanintsika mafy aza moa ny lancement-ny ity lasa nandraisana ny vatana mangatsiakan'lah no nisantarana azy 😭😭😭

Na izany aza ekenay ny lahatra. Misaotra Ramams ny vita zay! 🙏🙏🙏🙏🙏
Mandria ampiadanana elah!

Address

Antananarivo

Telephone

+261348022055

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dulcet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category