28/04/2026
AMI 2026 dia mitsinjara dingana telo lehibe : nasionaly, isam-paritra ary kontinantaly ✨🏆
🔹 Ambaratonga nasionaly : hifaninana ireo mpanankanto eo amin'ny gadona maro samihafa isam-pirenena. Amin'ny alalan'ny voting no hivoahan'ny lauréat iray isaky ny sokajy 19, ka mandritra ny lanonana fanolorana ny mari-pankasitrahana ho an'ny Madagasikara ary hisafidianana ny Mpanakanto iray izay mendrika indrindra hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny dingana isam-paritra.
🔹 Ambaratonga isam-paritra : ireo mpanankanto na tarika voafantina avy amin’ireo faritra 5 aty Afrika : Afrika Avaratra, Andrefana, Afovoany, Atsinanana ary Atsimo, dia hiatrika fifaninanana, izay hiakatra amin'ny dingana farany dia ny amin’ny dingana kontinantaly.
🔹 Ambaratonga kontinantaly : dingana faratampony, izay hifaninanan’ireo talenta mendrika indrindra avy amin’ireo faritra dimy manerana an’i Afrika.
🏅Isaky ny dingana dia hihisy ny loka ho azon'ny mpanankanto voafantina mifanaraka amin’ny sokajy andraisany anjara, ho fankasitrahana ny talentany ary entina hanatsarana ny asa kanto aty Afrika.🌍
__________________________________________
AMI 2026 s’articule autour de trois grandes phases de compétition : nationale, régionale et continentale. ✨🏆
🔹 Phase nationale : un lauréat sera distingué dans chacune des 19 catégories en compétition. Lors de la cérémonie de remise de prix à Madagascar, ces 19 lauréats recevront leurs distinctions, et parmi eux sera désigné le Meilleur Artiste, appelé à représenter Madagascar lors de la phase régionale.
🔹 Phase régionale : les représentants des cinq régions africaines — Nord, Ouest, Centre, Est et Sud — se confronteront pour faire émerger les grands finalistes appelés à accéder à l’ultime étape de la compétition.
🔹 Phase continentale : point culminant de cette célébration panafricaine, les finalistes issus des phases régionales se retrouveront pour la grande finale, consacrant les talents d’exception du continent.
🏅 Chaque artiste lauréat sera honoré par une récompense correspondant à sa catégorie, dans une célébration de l’excellence, de la créativité et du rayonnement artistique africain. 🌍