04/11/2023
Salama daholy tompoko oh ❤
Izahay ato amin'i TASA SAVA dia mampahafantatra atsika aty amin Faritra SAVA fa mitsabo ny Aretina rehetra amin'ny alalany FITSABOANA NENTI-PAHARAZANA avy amin'ny ZAVAMANIRY sy HOTRA .
Fizaham-pahasalamana aminy alalan'ny fitaovana manaraka ny Fenitra iraisampirenena ACU.LIFE
🔥Massage ...Réflexologie........ Et Thérapeutique
Fitsaboana ny Aretina rehetra
Ka mitongava aza misalasala manantona anay fa natao mirary ny vidiny Fanafody
Na koa hafaka miantso mivantana anay raha mila fanazavana lehibe-be kokoa ianao
☎ Tel : 032 70 352 09 , 033 96 473 08
Toerana ahitanao anay dia eto ANTALAHA Tanambao Cyber Fanantenana