23/05/2026
📣✨ Miarahaba indray ooh✨📣
Tonga indray ilay fotoana ialana sasatra kely miaraka am namana sy ny fianakaviana🥰
Afaka miala voly kely ato Hervima's Valley ianareo mandritra ny Pentecôte sy Lundi de Pentecôte ☺️
Toerana:9km miala an’Ankazobe,route vers Majunga
Ny fidirana tsy mbola niova☺️
Lehibe:1000ar
Ankizy:500ar
Tongava mitsidika anay ary fa vonona hatrany hanome fahafaham-po anareo eh🤍