Grand Chalet -108-

Grand Chalet -108- Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grand Chalet -108-, Recreation Center, Ankazobe.

Salama daholo ô 🙋😁🤗🎉Ho avy indray ny Lundi de Pentecôte 2026, ka andao isika hiala voly sy hankafy fotoana miaraka eto a...
21/05/2026

Salama daholo ô 🙋😁🤗🎉
Ho avy indray ny Lundi de Pentecôte 2026, ka andao isika hiala voly sy hankafy fotoana miaraka eto amin’ny Grand Chalet -108-! 🎉🤗
Efa voaomana ho anareo ny karazana zavatra maro samihafa:

🌊 Piscine
🎤 Karaoké & discothèque
⚽ Baby-foot
🏀 Basket & pétanque
🎲 Jeux de société
🤸 Trampoline & cheval de bois

Ary mazava ho azy, tsy ho diso anjara ny tsakitsaky sy zava-pisotro ho an’ny rehetra 😋🍡🍻.
🎟 Fidirana tsy miova
Ankizy : 500 Ar
Lehibe : 1000 Ar
📍 Toerana : Miala 1 km monja avy eo an-tanàna, akaikin'ny Lycée Lovasoa.

❤️ 12.04.26❤️        ❤️❤️Mirary tokantrano sambatra ho anareo roa kely izahay🫶🥰Aza tara mamandrika daty ho anareo izay m...
13/04/2026

❤️ 12.04.26❤️
❤️❤️
Mirary tokantrano sambatra ho anareo roa kely izahay🫶🥰
Aza tara mamandrika daty ho anareo izay manana eritreritra hikarakara lanonana na fivoriana ato aminay 🥰

Salama  daholo e 🙋😁🤗🎉 Ho avy indray ny lundi de Pâques 2026 ka andao indray isika hiala voly kely ety amin'ny Grand chal...
29/03/2026

Salama daholo e 🙋😁🤗🎉
Ho avy indray ny lundi de Pâques 2026 ka andao indray isika hiala voly kely ety amin'ny Grand chalet -108-🤗

Ireto avy ary ny activités misy aty aminay:

- Face painting 🧑‍🎤
- Piscine🌊
- Karaoké,discothèque🎤
- Baby foot
- Basket, pétanque 🏀
- Jeux de société
- Trampoline, cheval de bois ..

Ny tsakitsaky sy zava pisotro maro isan-karazany koa dia efa misy toy ny mahazatra😋🍡🍻.

Prix d'entrée
- Ankizy : 500 Ar
- Lehibe : 1000 Ar

📍Ho anareo izay mbola tsy mahita ny toerana dia tsy lavitra ny tanana fa miala 1Km fotsiny (Akaikin'ny Lycée lovasoa)

Manantena ny fahatongavantsika rehetra Ary e🎊🥰

📞 0341959340 / 0329718893

Salama daholo e 🙋🏼🙋🏼 Aza adino fa misokatra foana isika isaky ny Alahady ho anareo izay hiala sasatra kely ety amin'ny G...
11/01/2026

Salama daholo e 🙋🏼🙋🏼

Aza adino fa misokatra foana isika isaky ny Alahady ho anareo izay hiala sasatra kely ety amin'ny Grand Chalet 🏊🏼🏖️🌞.

Salama daholo e 🙋🏼🙋🏼 Efa miverina misokatra isika manomboka ny Alahady 07 Desambra ho avy izao🌞🏖️ ho anizay mbola tsy na...
02/12/2025

Salama daholo e 🙋🏼🙋🏼
Efa miverina misokatra isika manomboka ny Alahady 07 Desambra ho avy izao🌞🏖️ ho anizay mbola tsy nakato aminay dia misy karazana activités maro: piscine🏊🏼trampoline , babyfoot, pétanque, jeux de société , basket 🏀... Misy tsakitsaky sy zava-pisotro maro koa ho antsika izay te isakafo sy hanala hetaheta🍟🍡🍻.

❤️20.11.25❤️      ❤️T&A❤️Fiançailles + Soratra 👩‍❤️‍👨Mirary tokantrano sambatra ho anareo izahay 🥰
21/11/2025

❤️20.11.25❤️
❤️T&A❤️
Fiançailles + Soratra 👩‍❤️‍👨
Mirary tokantrano sambatra ho anareo izahay 🥰

Nous remercions Santé Sud Madagascar pour la confiance qu’elle nous a accordée durant la formation de 12 jours qui s’est...
15/11/2025

Nous remercions Santé Sud Madagascar pour la confiance qu’elle nous a accordée durant la formation de 12 jours qui s’est déroulée ici. À la prochaine 🙏🏼🥰

❤️11.10.25❤️ Fiançailles Mankasitraka amin'ny fahatokisana anay foana 🥰.✅ Fanamarihana kely : Aza tara mamandrika mialoh...
13/10/2025

❤️11.10.25❤️
Fiançailles
Mankasitraka amin'ny fahatokisana anay foana 🥰.

✅ Fanamarihana kely : Aza tara mamandrika mialoha ny daty izay anomana raharaha amin'ity taona 2025 ity eny amin'ny Grand Chalet -108- fa efa ho feno ny datintsika 🥰 . Mankasitraka 🥰🙏🏼

📣📣📣📣 Ho an'ankazobe sy ny manodidina LUNDI de PENTECÔTE ao amin'ny Le Grand Chalet 🎉🎉🎉🎉Toy ny isantaona Dia ataontsika m...
05/06/2025

📣📣📣📣 Ho an'ankazobe sy ny manodidina LUNDI de PENTECÔTE ao amin'ny Le Grand Chalet 🎉🎉🎉🎉
Toy ny isantaona Dia ataontsika mahafinaritra sy maresaka foana 🥰🥰🥰🥰
Tongava mitsangatsangana fa ho afa PO ianao sy ny fianankavianao ❤️❤️❤️
Eny izany ny fotoana e👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻

❤️03.05.25❤️Thème gasigasy 🥰😍Mirary tokantrano sambatra hoanareo anareo ❤️L&F ❤️
28/05/2025

❤️03.05.25❤️
Thème gasigasy 🥰😍
Mirary tokantrano sambatra hoanareo anareo
❤️L&F ❤️

Address

Ankazobe
108

Telephone

+261341959340

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grand Chalet -108- posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share