04/02/2026
Rehefa ilay tsisy atao dia mba nitady zavatra atao fa tsy jeux foana lti ahhh.....๐คฃ๐คฃ๐คฃ๐คฃ
๐ฐ๐ฑ ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ผ๐ป๐ท๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ป๐.
Ireto avy ireo fitaovana nampiasaina :
๐ฃ๐ถ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐๐ : naka sary fototra ho enti-maka aingam-panahy (ao aminโny commentaires)
๐๐ฒ๐บ๐ถ๐ป๐ถ : nanao analyse ny sary mba avadika ho script
๐ฃ๐ฒ๐ฟ๐ฝ๐น๐ฒ๐
๐ถ๐๐ ๐๐ : nanampy mba ho mazava hisy fihetseham-po ny script
๐๐ต๐ฎ๐๐๐ฃ๐ง : nitadiavana vidรฉo mifanaraka aminโny fehezanteny tsirairay tao amin'ny ๐ฃ๐ฒ๐
๐ฒ๐น๐ / ๐ฃ๐ถ๐
๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐
๐๐ถ๐๐๐ฒ๐ฟ : nanaovana animation intro (mbola tsotra fa natao haingana)
๐๐น๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ฟ :animation 3D (personnage) efa tao aminโny archives-ko
๐ฆ๐๐ป๐ผ : namoronana mozika de fond
๐๐น๐ฒ๐๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ฏ๐ : nanaovana voix off
๐๐ฎ๐ฉ๐ถ๐ป๐ฐ๐ถ ๐ฅ๐ฒ๐๐ผ๐น๐๐ฒ : nanaovana montage farany
๐ Manampy ny IA, fa tsy manimba, fa mila manana crรฉativitรฉ kely fotsiny