Villa Club 102

Villa Club 102 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Villa Club 102, Karaoke, Malaza andoharanfotsy, Andoharanofotsy.

✨ Bienvenue au Lounge Bar Villa Club 102 – Andoharanfotsy ! ✨
Votre destination incontournable pour dîner, se détendre et s’amuser.

🍽 Restaurant gourmand
🍹 Bar & cocktails raffinés
💨 Sh**ha dans une ambiance cosy
🎶 Soirées live & événements spéciaux

yoooo la famille, ela ela tsy nifakahita asika zay! ity rendez-vous tsika miaraka am Young jeff  , ary  koi izay atao ts...
11/04/2026

yoooo la famille, ela ela tsy nifakahita asika zay! ity rendez-vous tsika miaraka am Young jeff , ary koi izay atao tsika ato tanana 01 Mai zao. tongava maro la famille.

102 efa vonona andray any Young jeff jeff kousa efa vonona anome fitiava any 102 , asa angamba zay ilay ftoana ka noho i...
05/04/2026

102 efa vonona andray any Young jeff jeff kousa efa vonona anome fitiava any 102 , asa angamba zay ilay ftoana ka noho izany mitandrema anareo sao tsy eo

Soon aux Villa Club 102🧨
26/03/2026

Soon aux Villa Club 102🧨

TANTARA🥀est enfin dispo ! Nouveau singleAbonne-toi à la chaîne.https://youtu.be/5TIz7p1AB8IComposition : Young JeffBeats : Blaise BeatsMix, Mastering : J & ...

09/03/2026

Stay tuned 🚨☣️

Une soirée exceptionnelle vous attend !Pour la première fois a Tana Young Jeff monte sur scène pour une performance uniq...
09/03/2026

Une soirée exceptionnelle vous attend !
Pour la première fois a Tana Young Jeff monte sur scène pour une performance unique et une ambiance inoubliable. 🎤✨

📍 Lieu : Villa Club 102

Cette soirée spéciale est aussi l’occasion pour les habitants d’Andoharanofotsy et des environs de venir soutenir Young Jeff pour sa toute première soirée à Tana . Votre présence fera toute la différence ! 🙌🔥

Attendez-vous à une ambiance VIP, de la bonne musique, de la danse et une nuit pleine d’énergie et de bonnes vibes. 🎶✨

ℹ️ Infos à venir…

📞 Pour plus de renseignements :
+971 50 531 6397
ou contactez kaif, responsable du club

✨ préparer vous a vivre cette première soirée historique et soutenir Young Jeff

🎉 Tratry ny taona ry vahoka Malagasy maneran-tany! 🎉Mirary taona feno fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho antsik...
04/03/2026

🎉 Tratry ny taona ry vahoka Malagasy maneran-tany! 🎉
Mirary taona feno fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho antsika rehetra. Ho taona hiakarana ambaratonga sy hahatanteraka vina anie ity 2026 ity. ✨

Eto amin’ny sary dia fanehoana lehibe ambiance matanjaka nosiniaviny PDG Jack Kaif tany Emirats Arabo Mitambatra tam Andriamatoa Big MJ alohany iseohany soirée zay natao ao am African matrix club Dubai Banyas square na Dubai in love 🤝🔏 rehefa vita kousa ny tany dia anomana niatsika indray isika atsioatsy🚨🚨

🔥 Ao amin’ny Villa Club 102 Andoharanofotsy Malaza :
🎶 Soirée mafana izay afanain’i # B.I.G M.j
🥂 Ambiance VIP👌

✨ Villa Club 102 🥷

Mafana , Ambony, kalitao. ✨

👀 Manara-maso akaiky daholo nareo… tsy ho ela dia hivoaka ny date officielle! 🇲🇬

🎉 Happy New Year, Malagasy people around the world! 🎉
Happy years, health and blessings to all of us. May 2026 be a year to raise levels and realize a vision. ✨

In the picture, it is a great expression of strong ambiance signed by PDG Jack Kaif in the United Arab Emirates with Mr. Big MJ before his soirée held at the African matrix club Dubai Banyas square or Dubai In Love 🤝🔏 when the ground is closed, we prepare for it again 🚨🚨

🔥 At Villa Club 102 Famous Andoharanofotsy :
🎶 Hot Soirée which is heated by Mj
🥂 Ambiance VIP👌

✨ Villa Club 102 🥷

Hot , Above, Quality. ✨

👀 Keep a close eye on all of you... the official date will soon be released! 🇲🇬

Joyeux anniversaire à notre PDG, Jack Kaif !Toute l’équipe de Villa Club 102 Andoharanfotsy pense très fort à vous.Même ...
26/12/2025

Joyeux anniversaire à notre PDG, Jack Kaif !
Toute l’équipe de Villa Club 102 Andoharanfotsy pense très fort à vous.
Même si c’est la première fois que vous n’avez pas pu nous rejoindre et que vous êtes actuellement à Dubaï, votre présence se fait toujours sentir parmi nous.
Nous vous souhaitons beaucoup de bonheur, de réussite et de belles choses là où vous êtes.
Profitez pleinement de cette journée spéciale et à très bientôt Jack Kaif

🔥 Aza tara, fa hisy seho goavana tsy azo adinoina ! 🔥Tonga indray ny Bal de Jeune, ary ho mafana be ny 13 Desambra izao ...
08/12/2025

🔥 Aza tara, fa hisy seho goavana tsy azo adinoina ! 🔥
Tonga indray ny Bal de Jeune, ary ho mafana be ny 13 Desambra izao ao amin’ny Club 102 Andoharanofotsy ! Hiaka-tsehatra i LOUCKIM, vonona hampiakatra ny hafanana sy hanaitra ny rehetra amin’ny mozika sy énergie mampiakatra tositosy 🎤🔥

Ao anatin’ny fandaharana :
✨ Ambiance mahafinaritra sy mampiakatra vibe
🎶 DJ NYO hitondra an’ireo hira mafana rehetra
🎁 Artiste surprise mbola miandry anao
💃 Maimaim-poana ho an’ny 10 voalohany amin’ny zazavavy tonga alohan’ny 15 ora !

🎟️ PAF : 4 000 Ar monja !
Fotoana tsy tokony halaheloina, fotoana hifaliana, hifampiarahaba, ary hanaovana “souvenir” miaraka amin’ny namana 🔥

➡️ Avia ary, aza avela ho tantara fotsiny !
Atokàny ny style-nao, ento ny vibes-nao… fa efa miandry anao ny seho tsy manam-paharoa

01/09/2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🔴Rariva indray ny fotoana ary e, tohano foana ny ekipantsika sady mots akist aky no misotrosotro satry miaraka positive ...
30/08/2025

🔴Rariva indray ny fotoana ary e, tohano foana ny ekipantsika sady mots akist aky no misotrosotro satry miaraka positive avec nos Zebuuuuu.

🏆 CHAN 2024 - Lalao famaranana
📆 Anjoany, 30 Aogositra 2025
🇲🇬 MADAGASIKARA 🆚 MAROC 🇲🇦
🕓 18h (ora malagasy)
🏘️ Club102

Alefa Barea🇲🇬
Alefa Madagasikara🇲🇬

Tsy asina resaka lavabe fa ao am ville club 102 isika no miaraka mibata ny amboara amreo aomby lahy be mazavaloa ❤️ tsar...
27/08/2025

Tsy asina resaka lavabe fa ao am ville club 102 isika no miaraka mibata ny amboara amreo aomby lahy be mazavaloa ❤️ tsara mandroso tsra miverinaaa leroaaaa🇲🇬🇲🇬

Address

Malaza Andoharanfotsy
Andoharanofotsy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Villa Club 102 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category