STK - FJKM Anosipatrana

STK - FJKM Anosipatrana 🎼
Antoko Mpihira • TANINKETSA • KOZAFI ( Kolontsaina/Zava-kanto/Fialamboly)

19/10/2025✨ Faha-60 taona STK FJKM ANOSIPTRANA ✨FIZARÀNA 2 📸 TeloIray Media 💫HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY NY VONINAHITRA🙏  ...
22/01/2026

19/10/2025
✨ Faha-60 taona STK FJKM ANOSIPTRANA ✨

FIZARÀNA 2 📸 TeloIray Media

💫HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY NY VONINAHITRA🙏

19/10/2025✨ Faha-60 taona STK FJKM ANOSIPATRANA ✨FIZARÀNA 1 📸 TeloIray Media Mankasitraka antsika rehetra izay nanontron...
18/01/2026

19/10/2025
✨ Faha-60 taona STK FJKM ANOSIPATRANA ✨

FIZARÀNA 1 📸 TeloIray Media

Mankasitraka antsika rehetra izay nanontrona.
Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra🙏

Lioka 2:14b"Voninahitra any amin’ny avo indrindra ho an’Andriamanitra!"🌟ANTSAM-PANAHY 🎶 ao anatin'ny tapa-bolana sambatr...
22/12/2025

Lioka 2:14b
"Voninahitra any amin’ny avo indrindra ho an’Andriamanitra!"🌟

ANTSAM-PANAHY 🎶 ao anatin'ny tapa-bolana sambatra eto amin'ny FJKM Anosipatrana.
Hiarahana aminay STK ny Alarobia 24 desambra 2025 amin'ny 6ora hariva.

Tongava maro 💫

Soli Deo Gloria🙏🏽

20/10/2025

60 TAONA

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

19/10/2025
J-3✨19 Oktobra 2025, na koa hoe amin'ny Alahady izao😊. Fiderana iarahantsika ao amin'ny PK0 Soarano manomboka amin'ny ef...
16/10/2025

J-3✨
19 Oktobra 2025, na koa hoe amin'ny Alahady izao😊. Fiderana iarahantsika ao amin'ny PK0 Soarano manomboka amin'ny efatra ora hariva.
Efa tena akaiky ilay fotoana.😁 Fandaminana vitsivitsy:
- Hisy fiara iombonana (Soarano - Anosipatrana - Soarano), frais 2000Ar. Afaka misoratra anarana ato amin'ny hafatra miafin'ny pejy isika (Message Privé) na any amin'i Andriamatoa Tsito sekreteran'ny fiangonana, hatramin’ny zoma 17 oktobra 2025. Fiaingana eo am-piangonana amin'ny 3 ora.
- Ho an'ireo mitondra fiara manokana kosa. Eo ampitan'ny Magro ny repère akaiky indrindra ho antsika. Ao amin'io vahavahady amin'ny sary io. Misy parking azo antoka.

Misaotra antsika rehetra.

14/10/2025

Antsan-kira miavaka miaraka amin'ny STK Anosipatrana 🎶
Fotoana iray iarahantsika miombona sy mifaly io fotoana io.
Koa ndao ary hiara-hidera aminay e! ✨

📍 Toerana : PK0 Cercle des Cheminots Soarano
📅 Date : 19 Octobre 2025
🕒 Heure : @ 4 ora hariva

Fotoana iray hifandraisantsika bebe kokoa amin'Andriamanitra io, herezo ary ny dia ry havana aman-tsakaiza.🙏🏽🤗

Address

Ampitatafika

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK - FJKM Anosipatrana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share