Mponin'Ampitatafika 102

Mponin'Ampitatafika 102 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mponin'Ampitatafika 102, Arts and entertainment, Ampitantafika.

Tongasoa eto amin’ny pejy
« Mponin’Ampitatafika, Antananarivo »

Natao ity pejy ity mba hizarana vaovao moban'ny zanak’Ampita tsy ankanavaka, na zanatany io na mpiavy, ka monina na nonina teto Ampitatafika.

 🚩 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗝𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔: 𝙁𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣-𝙟𝙞𝙧𝙤 𝙝𝙖𝙯𝙤 𝙥𝙤𝙩𝙞𝙠𝙖✅ Ho fisorohana ny fahatapatapahan-jiro matetika vokatry ny tsy fahato...
22/07/2023



🚩 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗝𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔: 𝙁𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣-𝙟𝙞𝙧𝙤 𝙝𝙖𝙯𝙤 𝙥𝙤𝙩𝙞𝙠𝙖

✅ Ho fisorohana ny fahatapatapahan-jiro matetika vokatry ny tsy fahatomombanan'io andrin-jiro eo Ambohijanaka io dia hiroso amin'ny fanoloana io andrin-jiro hazo potika io ny , ny 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 23 𝗷𝗼𝗹𝗮𝘆 amin'ny 8 𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 ka hatramin'ny 5 𝗼𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮.

⚠️ Ny fanatanterahana ny asa dia mitaky 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗮𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 amin'ireto toerana voalaza amin'ny sary ireto👇, koa ialàna tsiny indrindra ny fanelingelenana aterak'izany amin'ireo mpanjifa voakasik'izany.

🎉📢 Mbola manasa antsika manan-janaka hitondra na handefa ny zanatsika handray anjara @ ity hetsika maimaimpoana ity:🕒 'P...
09/07/2023

🎉📢 Mbola manasa antsika manan-janaka hitondra na handefa ny zanatsika handray anjara @ ity hetsika maimaimpoana ity:

🕒 'Porte ouverte' ny alarobia 12 jolay manomboka amin’ny 2 ora.
🏟️Toerana : Terrain Mateza Tole - Ampitatafika

⏰ Fandaharam-potoana: Fampianarana baolina kitra miaraka amin'ireo mpanabe manana mari-pahaizana (licenciés 🎓).

Miandry sy manantena ny fahatongavanao Izahay.

📞 Contact: 034 16 138 47 (Coach Lova), na MP 📩

On poursuit les efforts! ⚡️

Tongava isika mponin'Ampitatafika sy ny manodidina hanotrona ny Zandry Kely, ny asabotsy 15 octobra 2022 amin’ny 2 ora, ...
11/10/2022

Tongava isika mponin'Ampitatafika sy ny manodidina hanotrona ny Zandry Kely, ny asabotsy 15 octobra 2022 amin’ny 2 ora, any Ambohidratrimo.
Finale D2 Section Atsimondrano ilay raha.
Marihina fa efa tafiakatra Ligue 1 izy ireo.

01/09/2022

Ampitatafika

Andrefambohitra 📸 Gaio Ravelojaona
08/08/2022

Andrefambohitra
📸 Gaio Ravelojaona

Réparation Appareils électronique:TV Ecran Plat, TV Cathodiques, Téléphone, Amplificateur, Ordinateur, Subwoofer, etc......
15/07/2022

Réparation Appareils électronique:
TV Ecran Plat, TV Cathodiques, Téléphone, Amplificateur, Ordinateur, Subwoofer, etc...
Réparation Appareils Electro-ménagères:
Bouilloire, Fer à repasser, Four à onde, brushing, etc...
Lieu : Ambohimiadana Ampitatafika (50 mètre miala ny FJKM AMBOHIMIADANA FANILO)
Téléphone : 034 63 720 56

Ampitatafika arivariva 🌆🍻🥃📷 Mhitwey
06/03/2022

Ampitatafika arivariva 🌆🍻🥃
📷 Mhitwey

Jus de tamarin sa ranon'ampango. Sa koa ve "pô"Jirama ofisialy x Jirama x Andry Rajoelina
17/11/2021

Jus de tamarin sa ranon'ampango. Sa koa ve "pô"
Jirama ofisialy x Jirama x Andry Rajoelina

🚨🚨🚨🚨🚨 💩💩💩Jirama x JIRO SY RANO MALAGASY
12/11/2021

🚨🚨🚨🚨🚨 💩💩💩
Jirama x JIRO SY RANO MALAGASY

🚨🚨
29/10/2021

🚨🚨

🚨🚨🚨Mampilaza ny tanora lahy sy vavy teraka 1990 hatramin'ny 2002  ny tafika malagasy fa ho tanterahina amin'ny 18 septem...
07/09/2021

🚨🚨🚨Mampilaza ny tanora lahy sy vavy teraka 1990 hatramin'ny 2002 ny tafika malagasy fa ho tanterahina amin'ny 18 septembra ny fitsarana miaramila taona 2021.

📃 Ireto avy ny zavatra ilaina:
📋Kara-panondrom-pirenena
📋Penina manga iray
🚫⛔Tsy misy vola aloa!

Adidy amin'ny maha olom-pirenena ny fitsarana miaramila tsy an-tery, kanefa misy ny hilanao azy foana ny karatra maintso. Misaotra

23/07/2021

Address

Ampitantafika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mponin'Ampitatafika 102 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share