Rico Studio

Rico Studio 🎼🎤STUDIO DE RÉPÉTITION 🎹ety AMPAHIBE🥁🎸

26/11/2025

MIHATO KELY NY STUDIO, MAMPILAZA EO IHANY

Aza adino mitondra  🥁 rehefa hanao répétition. Baguette tsy manimba peaux
08/08/2025

Aza adino mitondra 🥁 rehefa hanao répétition. Baguette tsy manimba peaux

??  🎤ety Ampahibe🎸🔸 Prix: 8000ar na 40.000 fmg/heure🕘 Fisokafany: 09h à 18h🔴10 personnes au max👁Toerana: Raha avy aty An...
06/08/2025

?? 🎤ety Ampahibe🎸
🔸 Prix: 8000ar na 40.000 fmg/heure
🕘 Fisokafany: 09h à 18h
🔴10 personnes au max

👁Toerana: Raha avy aty Antsahabe dia mandalo la vallée, la merveille, de eo amin'ny 4 chemin alohan'ny hiakatra ho any amin'ny chapel militaire Ampahibe, zany hoe ampitan'ny kado pub misy làla-tany dia mitsofoka à gauche eo, misy (garage armand) mpanamboatra fiara dia eo trano maintso maintso eo.

Raha mandeha bus de mandalo aty ny 🚎193, 178, 147D miala eo am teza na secmo. Tsy lavitra an' Antsakaviro, Ankadivato, Ampandrana, Ambaranjana, Fort Duschesne, Tsiadana ...

Raha avy any betongolo indray de eo am chapel militaire ny repère, midina manaraka ny làlana ho any Antsahabe de eo amin'ny faran'ny fidinana mitsofoka à droite, eo amle làla-tany de trano maintsomaintso .

Mampanofa sono vitsivitsy🔸Ampli-table🔸Baffle🔸MicroPour évènement tsotsotra
02/08/2025

Mampanofa sono vitsivitsy
🔸Ampli-table
🔸Baffle
🔸Micro
Pour évènement tsotsotra

 Mila mandoha avance💷📲 rehefa hanao réservation
28/07/2025


Mila mandoha avance💷📲 rehefa hanao réservation

Tarif: 8.000 ar/h
Horaire: 9h à 18h

rah avy any Antsakaviro, mandalo @ tetezana kely eo @ la vallée, la merveille de eo ambody fiakarana ho any @ chapel militaire Ampahibe eo apitan'ny Kado pub de misy làla-tany mitsofoka kely misy garage (mécanicien manamboatra tomobila) zay eo de eo atokontany be eo misy trano maintso maintso de ao. Tsy lavitra an'Ampandrana, Ankadivato.

 🎸   Guitar basse (Madina) 4 corde avec backlin 🎹  Clavier (yamaha Psr E453) 🎸   Guitar solo (Ibanez) avec backlin 🥁  Ba...
24/09/2022


🎸 Guitar basse (Madina) 4 corde avec backlin
🎹 Clavier (yamaha Psr E453)
🎸 Guitar solo (Ibanez) avec backlin
🥁 Batterie (peavey)1 pé**le
🎤 Micro avec fils

Address

Ampahibe
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rico Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share