Garden PARTY - sampati 53

Garden PARTY - sampati 53 Noforonina ity PAGE ity mba hampahafantarana antsika bebe kokoa ny hetsika rehetra ao amin'ny "GARDE

15/12/2017

Ahoana ny hevitrareo raha asiana an'ity lalao ity ao am Garden Party...?

12/12/2017

Ho Fanomezana amin'ity Noely 2017 ity
Dia ity COVER nataon'ny Tarika
RY KALA VAZO ity no hatolotra ho anareo.
Mankafiza ary eh.... Dia mirary Fety Sambatra ho antsika rehetra

Santionany sary tamin'ireo mpandray anjara    et   tamin'ny taon dasa...Efa afaka misoratra anarana ianao io.....
12/06/2017

Santionany sary tamin'ireo mpandray anjara et tamin'ny taon dasa...

Efa afaka misoratra anarana ianao io.....

Salama daholo isika manaraka ny      ....Efa akaiky ny fotoana ary izahay   koa efa eto ampanomanana ny andihany manarak...
03/06/2017

Salama daholo isika manaraka ny ....

Efa akaiky ny fotoana ary izahay koa efa eto ampanomanana ny andihany manaraka amin'izao....

Afaka mifanerasera ato isika raha misy fanontaniana na fanazavana tianao ho azo...

Ho an mpifaninana @  . afaka manao repetition miarak @ mpitendry sy   Complet ianareo ny   maraina hatramin'ny 12ora eo ...
21/06/2016

Ho an mpifaninana @ . afaka manao repetition miarak @ mpitendry sy Complet ianareo ny maraina hatramin'ny 12ora eo @ .

Efa   a 75%
21/06/2016

Efa a 75%

ho an ireo mpandray anjara @ lalao   et MISTER (na kely na lehibe) dia mila miomana @ ireto   ireto: 1) Tenue  2) Tenue ...
14/06/2016

ho an ireo mpandray anjara @ lalao et MISTER (na kely na lehibe) dia mila miomana @ ireto ireto:
1) Tenue
2) Tenue de
3) Tenue de .

Ireto ary ny fandaharam-potoana sy izay tsara ho fantatra ho anareo mpifaninana rehetra...
14/06/2016

Ireto ary ny fandaharam-potoana sy izay tsara ho fantatra ho anareo mpifaninana rehetra...

   Misoratana anarana izay sahy, diovy dieny izao ny KIBO
08/06/2016



Misoratana anarana izay sahy,

diovy dieny izao ny KIBO

  ET  Mizara roa (2) izy @ ity:  Ho an'ny akizy Kely sy ho an'ny Tanora.
08/06/2016

ET

Mizara roa (2) izy @ ity: Ho an'ny akizy Kely sy ho an'ny Tanora.

Address

Ambatolampy
Ambohitrimanjaka
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Garden PARTY - sampati 53 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Garden PARTY - sampati 53:

Share