Atelier de Cuisine pour Enfant

Atelier de Cuisine pour Enfant Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Atelier de Cuisine pour Enfant, Ankazomanga, Ambohimiandra.

27/11/2021

Atelier Tarte aux chocolats et Biscuits aux Fromages

30/10/2021

Atelier

Atelier de cuisine Ankazomanga FokotanyTarif 20 000ar/enfant/séance09h - 12hAge: 4 - 10ans034 31 252 88
30/10/2021

Atelier de cuisine Ankazomanga Fokotany
Tarif 20 000ar/enfant/séance
09h - 12h
Age: 4 - 10ans
034 31 252 88

30/10/2021
Mitohy foana ny Cours na dia vacances aza👉Mercredi 13h 30 - 15h 30 👉Samedi 08h - 10h Participation : 10 000ar/séance Mil...
25/10/2021

Mitohy foana ny Cours na dia vacances aza
👉Mercredi 13h 30 - 15h 30
👉Samedi 08h - 10h
Participation : 10 000ar/séance
Mila manoratra anarana mialoha
☎️☎️034 31 252 88 ☎️☎️
Toerana: Ambohimiandra CEG route Mandroseza no misy anay eo ampitany plaque Birds Ambony (Prinz Hôtel)
❌❌🛑🛑Cuisine sy Pâtisserie no atao 🛑🛑
Âge : 03 - 13 ans et 13ans - 16ans
Tablier + toques ato aminay misy amidy fa tsy obligatoire
Hatraminy grande vacances no mianatra fa miankina aminy Ray Amandreny ihany
Ny Emploie du Temps mivoaka isankerinandro
Misy cours de vacances ihany koa tsy miova ny ora sy ny andro ianarana.
Efa ireo aminy sary reo no maneho ny zavatra atao aty Hoantsika izay manotany ny zavatra ataony ankizy.
Mankasitraka anareo Ray Amandreny ☺️

Vita indray ny anio. Aminy alarobia 13h30 - 15h30 indray ny manaraka sy asabotsy 08h - 10h034 31 252 88Mila manoratra an...
23/10/2021

Vita indray ny anio.
Aminy alarobia 13h30 - 15h30 indray ny manaraka sy asabotsy 08h - 10h
034 31 252 88
Mila manoratra anarana mialoha Tompoko 😊
Mankasitraka hatrany

Atelier Spécial vacancesJeudi 28 Octobre 08h - 10hMila manoratra anarana mialohaPlace limitéParticipation 10 000ar/enfan...
20/10/2021

Atelier Spécial vacances
Jeudi 28 Octobre 08h - 10h
Mila manoratra anarana mialoha
Place limité
Participation 10 000ar/enfant
Ambohimiandra CEG Amboniny École Birds
☎️☎️ 034 31 252 88 ☎️☎️

17/10/2021

Fondant aux chocolats et Demi Lune

Hoantsika Ray Amandreny nangataka anilay Cours de vacances andavanandro.Midira mp ny jour mety aminareo dia halamintsika...
16/10/2021

Hoantsika Ray Amandreny nangataka anilay Cours de vacances andavanandro.
Midira mp ny jour mety aminareo dia halamintsika ny Emploie du temps
Mitohy foana ny Cours
👉Mercredi 13h 30 - 15h 30
👉Samedi 08h - 10h
Participation : 10 000ar/séance
Mila manoratra anarana mialoha
☎️☎️034 31 252 88 ☎️☎️
Toerana: Ambohimiandra CEG route Mandroseza no misy anay eo ampitany plaque Birds Ambony (Prinz Hôtel)
📢📢Cuisine sy Pâtisserie no atao
Âge : 03 - 13 ans et 13ans - 16ans
Tablier + toques ato aminay misy amidy fa tsy obligatoire
Hatraminy grande vacances no mianatra fa miankina aminy Ray Amandreny ihany
Ny Emploie du Temps mivoaka isankerinandro
Misy cours de vacances ihany koa tsy miova ny ora sy ny andro ianarana.
Efa ireo aminy sary reo no maneho ny zavatra atao aty Hoantsika izay manotany ny zavatra ataony ankizy.
Mankasitraka anareo Ray Amandreny ☺️

15/10/2021

Empanadas

15/10/2021

Fondant au chocolat ☺️

Salama Tompoko Ireto avy ny Emploie du Temps ny Atelier 👉Mercredi 13h 30 - 15h 30 👉Samedi 08h - 10h Participation : 10 0...
09/10/2021

Salama Tompoko
Ireto avy ny Emploie du Temps ny Atelier
👉Mercredi 13h 30 - 15h 30
👉Samedi 08h - 10h
Participation : 10 000ar/séance
Mila manoratra anarana mialoha
☎️☎️034 31 252 88 ☎️☎️
Toerana: Ambohimiandra CEG route Mandroseza no misy anay
Cuisine sy Pâtisserie no atao
Âge : 03 - 13 ans et 13ans - 16ans
Tablier + toques ato aminay misy amidy fa tsy obligatoire
Hatraminy vacances no mianatra fa miankina aminy Ray Amandreny ihany
Ny Emploie du Temps mivoaka isankerinandro
Misy cours de vacances ihany koa

Address

Ankazomanga
Ambohimiandra
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier de Cuisine pour Enfant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share