Mankafy Cabane

Mankafy Cabane 🍃 Mankafy Cabane vous accueille dans un cadre chaleureux et convivial à Antananarivo. Lieu de détente et sport pour toute la famille

Un espace idéal pour se détendre, partager et profiter de bons moments entre amis, en couple ou en famille.
📞 034.98.541.36 - 032.14.675.99

26/05/2026

🎪 Misokatra ny Mankafy Cabane ny Alarobia 27 Mai Aïd el-Adha.

Tsy misy train kosa amin'io hoy ny SETU. 🚊

25/05/2026

Tongasoa indray o! Aza adino ny Hashtag rehefa mizara sary 😘

22/05/2026

🚂 HORAIRES TRAIN URBAIN - Lundi de Pentecôte 2026Ireto alefa manaraka eto ireto ny leran'ny Train Urbain ho an'ireo mika...
21/05/2026

🚂 HORAIRES TRAIN URBAIN - Lundi de Pentecôte 2026

Ireto alefa manaraka eto ireto ny leran'ny Train Urbain ho an'ireo mikasa handeha aminy ny Alatsinainy 25/05/2026 ho avy izao, araky ny vaovao voaray avy amin'ny SETU. Safidio izay lera mety aminao àry dia ato amin'ny Mankafy Cabane indray ny fotoana e!

📌 Mankafy Cabane Ambohimanambola: https://maps.app.goo.gl/3c5CxHWGjh38nwN89
📲 034.98.541.36 / 032.14.675.99

🏝️ LUNDI DE PENTECOTE 2026 chez Mankafy Cabane.⌚ Amin'ny 7 ora maraina no fisokafan'ny vavahady. Hiara-hiala voly isika,...
21/05/2026

🏝️ LUNDI DE PENTECOTE 2026 chez Mankafy Cabane.

⌚ Amin'ny 7 ora maraina no fisokafan'ny vavahady. Hiara-hiala voly isika, hisy ny fanomezana toy ny mahazatra fa mandraisa anjara! 💑 Couple, fianakaviana, mpinamana, miandry anareo izahay, hifety sy hikorana isika ao antin'ny Zumba plein air, Piscine, sy ireo kilalao maro isan-karazany. 🍗 Aza adino ilay akoho be atao laoka 😛 Raha tsy mahavimbina ianao dia efa misy ety an-toerana amin'ny sarany mirary. 💃 Haingon-tsehatra: Dihy Gasy iarahana amin'ny Mi-Art Dihy. Hisy surprise maro ka dia amin'ny Alatsinainy izany ny fotoana eee!

Mankafy Cabane, mankafy fa tsy maka lagy!

🔰 Ambohimanambola, route de Masindray, 2km après Gare PK16 {MAPS: https://maps.app.goo.gl/3c5CxHWGjh38nwN89}
☎️ 034.98.541.36 / 032.14.675.99

20/05/2026
Iza no anarana ometsika ireto tarika vao tonga ato amin'i Mankafy Cabane ireto?
20/05/2026

Iza no anarana ometsika ireto tarika vao tonga ato amin'i Mankafy Cabane ireto?

🚄 Zotra an-dalamby ho an'izay mikasa hisitraka izany ho an'ny Alakamisy 14 Mai (Ascension) ho avy izao. 🪽 Ireto alefa et...
12/05/2026

🚄 Zotra an-dalamby ho an'izay mikasa hisitraka izany ho an'ny Alakamisy 14 Mai (Ascension) ho avy izao. 🪽 Ireto alefa eto ireto ny ora fiangàna sy fivererana. ⌚️ Raha mila fanazavana misimisy momba izay dia afaka amin'ny pejy ofisialin'ny SETU. Ho an'ny fanampim-panazavana momba ny Mankafy Cabane kosa dia eto amin'ny Pejy irery ihany na amin'ny alalan'ny antso an-tarobia: 034.98.541.36

11/05/2026

Coucou iza hoeee? 🙋🏻‍♀️ Ataovy tonga any ny hafatra hoe misokatra foana hono hoe i Mankafy Cabane amin'ity semaine ity, indrindra fa amin'ny Alakamisy 14 Mai ho avy izao 😊 Andro tsy fiasana indray io an ka tongava mialavoly sy miala sasatra eee! ⛱️

🏕️ Mankafy Cabane, Ambohimalambola route de Masindray, 2km miala ny Gare Lamasinina PK16.
📱 034.98.541.36
ℹ️ Infos supplémentaires sur tout nos réseaux sociaux.

02/05/2026

Manasa hijery chorégraphie ry chérie kely e! 😋 Mamay be ny ambiance, merci be 🥰

Address

Ambohimanambola/Masindray
Ambohimanambola

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349854136

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mankafy Cabane posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Mankafy Cabane:

Share