SAHA NY NOFY Ambohimalaza

SAHA NY NOFY  Ambohimalaza Place to go, to get relax and to eat...where your kids would find Entertainments Location de salle et table d'hôte pour vos évènements familiaux ou sociaux.

Idéal pour les parents avec enfant de bas age. Nos repas sont selon les suggestions du chef

Un lieu idéal pour vos événements champêtre.contact: 0344026151
31/07/2026

Un lieu idéal pour vos événements champêtre.

contact: 0344026151

Mahafinaritra foana ny mahita ny fankafizan'ny olona ny toerana rehefa miditra ny Saha Ny Nofy. "waouh! waouh!" Tsy misy...
27/05/2026

Mahafinaritra foana ny mahita ny fankafizan'ny olona ny toerana rehefa miditra ny Saha Ny Nofy.
"waouh! waouh!" Tsy misy farany.
Faly ery ny mpiara-miasa rehetra, satria dian-tanan'izy ireo Raha voakolokolo ny tanàna. Manadio, mikarakara ireo voninkazo ary manondraka tsy tapaka ireo ahi-maitso izy ireo. Fitiavana sy asa no ao ambadiky ny hatsaran'ny toerana.
Alefa ekipa Saha Ny Nofy!



solennel



23/05/2026

🎉 ** FOARA BE AN’AMBOHIMALAZA 2026 - ANDIANY VOALOHANY ** 🎉

Tontosa tao anaty fifaliana sy fahombiazana ny Foara Be An’Ambohimalaza 2026, andiany voalohany. 🌟

Izany dia vokatry ny fiaraha-mientan’ny rehetra. Koa ny Ben’ny Tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho an’ireo rehetra nandray anjara sy nanohana, na ara-kevitra, na ara-bola, na ara-pitaovana, na ara-teknika, ary ireo rehetra nanampy tamin’ny lafiny maro samihafa tsy voatanisa.

🙏 Isaorana manokana ireo orinasa sy fikambanana nanohana ny hetsika :

🏆 ** SPONSORS OFFICIELS **
• Fianakavian’ny teraka sy taranak’Andriantompokoindrindra
• LFL MADAGASCAR
• YAS
• MBalik

🤝 ** SPONSORS **
• ITRAS

💼 ** PARTENAIRES **
• CMP
• TECHNOPET
• Domaine SAHA NY NOFY
• Extra Pizza
• GRANITEX
• VIDA SCHOOL
• APEM PAIQ
• LE CHÂTEAU D’AMBOHIMALAZA
• NY HAVANA
• BATI FORCE GROUPE
• Association Ambohimalaza France

🙏 Isaorana ihany koa ireo olon-tsotra sy fianakaviana nanohana :
• Rasoanaivo Mamy
• Rakotoniasy Lalatiana
• Razafindrakoto Haja
• Rambelomanana Daniel
• La Piscine Malaza
• M-City
• Akany Soa Mahajanga
• Famille Raharijaona Emile
• Famille Raharijaona Andrinirina Emile
• Famille Andriamahavaly Rajaotiana
• Famille Razafindrafara Lalasoa
• Famille Rahoeliarivahy
• Famille Ralantoaritsimba
• Zanak'Ambohimalaza any Mahajanga

✨ Isaorana manokana ihany koa :
• Ireo mpandray anjara rehetra (exposants)
• Ireo vahiny tonga nanotrona
• Ireo mpanakanto nanafana ny fotoana
• Ireo mpiara-miasa rehetra

ARY INDRINDRA IANAREO MPITSIDIKA REHETRA ❤️

🙏 Mankasitraka indrindra tamin’ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa.

📅 Manome fotoana sahady amin’ny Foara Be An’Ambohimalaza 2027 - Andiany faharoa !

💚 Miara-mandroso isika !

20/05/2026

Nahafinaritra e! Iza daholo no tany be an'Ambohimalaza?


Band

Faly izahay ato amin'ny SAHA NY NOFY  Ambohimalaza mandray anjara amin'ny Foire  bé an'Ambohimalaza. tsy latsaky ny 100 ...
14/05/2026

Faly izahay ato amin'ny SAHA NY NOFY Ambohimalaza mandray anjara amin'ny Foire bé an'Ambohimalaza.
tsy latsaky ny 100 n'y stand ety, fa hay sakafo sy zavatra azo vidiana no tena manintona an'olona amin'itony Foire itony 😅. Asianay koa ny stand-nay manomboka rahampitso. 🤤🍤🍙
Inona izao no MBA tianareo ho hita eny?


à food
vert


14 mai 2026

07/05/2026

Mandroso dia mandroso ny fanomanana ny Foara Be An’Ambohimalaza 2026 🎉

🙏 Maneho fisaorana sy fankasitrahana lehibe ho an’ireo mpanohana sy mpiara-miombon’antoka rehetra, na ireo orinasa na ireo olon-tsotra, noho ny fahatokisana napetrany amin’ny Kaominina Ambohimalaza.

🔶 SPONSORS OFFICIELS
- Fianakavian'ny Teraka sy Taranaka Ambohimalaza
- LFL Madagascar
- YAS

🔶 SPONSOR
- ITRAS

🔶 PARTENAIRES
- Technopet | CMP
- Domaine Saha ny nofy
- Granitex
- MBalik
- Extra Pizza
- APEM PAIQ
- Ny Havana
- Le Château d'Ambohimalaza
- Vida School
- BATI FORCE groupe
- Association Ambohimalaza France

Miara-mandroso isika 💪🚀

Address

Ambohimalaza RN2 1km Apres Station GAlANA Bord De Route Gauche, Avaradrano
Ambohimalaza
101

Telephone

+261344026151

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAHA NY NOFY Ambohimalaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to SAHA NY NOFY Ambohimalaza:

Shortcuts

Share