Kali-Kalo gamanta Le SWING

Kali-Kalo gamanta Le SWING Restaurant- Bar _ karaoke -
Revy acoustique

I Raouto ofisialy indray no hiaraka amitsika n’y 06 mars 2026 Tongava maro 🥰
20/02/2026

I Raouto ofisialy indray no hiaraka amitsika n’y 06 mars 2026

Tongava maro 🥰

Tongava maro ary oh
05/02/2026

Tongava maro ary oh

SOARASOARA MATSIRO AMBOHIDRATRIMO RADEMMMMMM O !
ZOMA MAMITSIKA MILAY IO YEPAAAAAA !

26/01/2026

Aty indray jerana fa tsy variana Amin’ny galety oh 😃

Show case miaraka Amin’ny WADA Mozika Ofisialy Yoongs Guth - Jiolambups ny Zoma
06 février 2026 ato amin’ny Kali-Kalo gamanta Le SWING manomboka 😍🎤

20/11/2025

Salama aby e, Ndao indray ary hanao zoma manifika miaraka Rootsikalo Pejy Ofisialy ny 28 novembre ho avy izao ato amin’ny Kali-Kalo gamanta Le SWING Ambohidratrimo ❤️

Misaotra BAREA
30/08/2025

Misaotra BAREA

Bonjour Mitady serveuse izahay oh Disponible de suite Mp oh ☺️
03/06/2025

Bonjour
Mitady serveuse izahay oh
Disponible de suite
Mp oh ☺️

Address

RN4
Ambohidratrimo
105

Telephone

+261346198911

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kali-Kalo gamanta Le SWING posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category