Fitosoa Rivondrantonirina

Fitosoa Rivondrantonirina FIZARANA NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA, HOAN'IZAY LIANA MIKATSAKA NY FIAINANDANITRA AO @ FANAHY SY FAHAMARINANA. Jaona4:23

15/10/2025

an'Andriamanitra noho ny fahatsarany sy ny famindram-pony. Nataon'i Davida # Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra, Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra, Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao, Izay mahavoky soa ny vavanao*; Ny fahatanoranao mody indray toy ny an'ny voromahery**. [*Na: fanahinao, na fahanteranao] [**Na: ho toy ny voromahery] — Salamo 103 : 1 - 5

15/10/2025

TSIMIRORO, MIFOHAZA RY FIRENEKO

15/10/2025

MINO AHO FA MISY MIHAINO ITY RAHALAHIKO ITY!!!
Michaelcolonel

26/09/2025

AIZA ILAY MPIARO NY VAHOAKA SY NY FANANANY???????

ADMINISTRATION MALAGASY
13/08/2025

ADMINISTRATION MALAGASY

07/08/2025

Hey.! This throne of the Trinity is not there at all.

"TANDREMO!!!MITONDRA HOANY ANDANITRA VE NY FIARA IZORANAO?"
27/05/2025

"TANDREMO!!!
MITONDRA HOANY ANDANITRA VE NY FIARA IZORANAO?"

VISA-AN'NY LANITRA 2025
19/04/2025

VISA-AN'NY LANITRA 2025

Address

Ambohidratrimo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitosoa Rivondrantonirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Fitosoa Rivondrantonirina:

Share