Sky Rock Ambohibao

Sky Rock Ambohibao Bar Restaurant Discothèque Karaoké

13/08/2025

Bjr mitady cuisinier mp si intéressé

Hey lamifa,Elaela izy izay an. 😊😊 Efa manomboka mangatsiaka n'y Andro e. Andao Ary hanafana tena ato Sky Rock Ambohibao ...
16/05/2025

Hey lamifa,
Elaela izy izay an. 😊😊
Efa manomboka mangatsiaka n'y Andro e. Andao Ary hanafana tena ato Sky Rock Ambohibao @ animation Thb 33cl androany ZOMA e.
Sady misy kitonotono sy tsakitsaky maro isan-karazany koa taomy ny havana aman-tsakaiza sy n'y tapaka sy NAMANA.🍻🍻🍻🍻
Afaka mihirahira manao karaoké,milalao billard ao amin'ny Vip, mandihy sy mikorana.
Tongava maro tompoko fa tsy misy vidim-pidirana.
Nb: consommation obligatoire 🍸🥂🍲

Eooooohhhh.Somary mangatsiatsiaka ny andro e.Tongava aty @ Skyrock ambohibao fa hafana ianareo raha Tonga ato.Misy karao...
28/02/2025

Eooooohhhh.
Somary mangatsiatsiaka ny andro e.
Tongava aty @ Skyrock ambohibao fa hafana ianareo raha Tonga ato.
Misy karaoké ihany an.
À partir de 22h no misy soirée tropicale miaraka @ Dj tix.💃🏻🕺🏻🕺🏻🕺🏻💃🏻🎤🎤🎤
Misy izay ilaina rehetra ato an. Tsakitsaky sy boissons Isankarazany.🍕🍗🍝🍲🥂🍻🍸🍷🍜

Hello lamifa!
Tsy mb malaelo anay vé ianareo rehefa tsy hitahita matetika ato izahay?!😉
Izahay tena malaelo bé anareo😐 ka noho izany Dia manomana Zavatra tsara ho antsika foana😍😍😍
Ity Ary ny programme-ntsika rahampitso e. Tonga Dia manal'azy bé an. Sady ozy ny fitenim-bahiny iray izay indramintsika hoe: "après l'effort c'est le réconfort".
Ambiance tropical ny soirée thème-ntsika rahampitso an.ataontsika m'lay mihoatra ny mahazatra ny ambiance.🕺🏻🕺🏻💃🏻🕺🏻💃🏻🕺🏻💃🏻💃🏻
Tongava maro tompoko🙏🏻🙏🏻 fa tsy misy vidim-pidirana fa ny consommation no obligatoire😊😊
Miaraka @ Sky toujours milay.
Miaraka @ Sky toujours mi'teuf.🎆🎉

Hello lamifa! Tsy mb malaelo anay vé ianareo rehefa tsy hitahita matetika ato izahay?!😉Izahay tena malaelo bé anareo😐 ka...
27/02/2025

Hello lamifa!
Tsy mb malaelo anay vé ianareo rehefa tsy hitahita matetika ato izahay?!😉
Izahay tena malaelo bé anareo😐 ka noho izany Dia manomana Zavatra tsara ho antsika foana😍😍😍
Ity Ary ny programme-ntsika rahampitso e. Tonga Dia manal'azy bé an. Sady ozy ny fitenim-bahiny iray izay indramintsika hoe: "après l'effort c'est le réconfort".
Ambiance tropical ny soirée thème-ntsika rahampitso an.ataontsika m'lay mihoatra ny mahazatra ny ambiance.🕺🏻🕺🏻💃🏻🕺🏻💃🏻🕺🏻💃🏻💃🏻
Tongava maro tompoko🙏🏻🙏🏻 fa tsy misy vidim-pidirana fa ny consommation no obligatoire😊😊
Miaraka @ Sky toujours milay.
Miaraka @ Sky toujours mi'teuf.🎆🎉

22/02/2025

Coucou lamifa!
Izahay anie oa mitady zava-baovao miavaka s'y tsara ho antsika foana e. Jereo anie ny hakanton'ity VIP ity e?!😍😍
Bientôt ouverture officielle.Tic tac tic tac🔔⏳⏰
Aza manalavitra anay fa araho tsy tapaka ny publication.😘
Toerana fanalana azy miavaka indrindra ety ambohibao sady mihirahira(karaoké),mandihy, misotrosotro Ary indrindra milalao billard na ping-pong 🏓🏓
Bisous à vous

N'oubliez pas notre rendez-vous de ce soir lamifa.Ça sera show❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥Aia koa rô ahita  -20% bé ity😍😍😍🥳🥳🥳
14/02/2025

N'oubliez pas notre rendez-vous de ce soir lamifa.
Ça sera show❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥
Aia koa rô ahita -20% bé ity😍😍😍🥳🥳🥳

Hey hey!
Skyrock fête aussi la St Valentin avec nous.
N'oubliez pas que demain le 14 février à PARTIR de 20H à 22H il y a une grande remise de 20% sur tous les achats de boissons pour les 10 premiers couples.
Venez nombreux et gâtez votre partenaire avec nos boissons bien glacé car il fait très très chaud le soir.
Paf:00 ar mais consommation obligatoire.
Il y a aussi des snacks délicieux si vous n'aurez pas le temps de manger ou de cuisiner chez vous.
Vous n'allez pas regretter de venir demain, car on va faire des karaokés avec des discothèques. Même entre ami(e)s,collègues ou famille venez aussi car l'ambiance du Sky est toujours au top du top.💃🏻💃🏻🕺🏻🕺🏻🕺🏻🕺🏻🎉🎉🥳🥳🥳❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

Hey hey!Skyrock fête aussi la St Valentin avec nous.N'oubliez pas que demain le 14 février à PARTIR de 20H à 22H il y a ...
13/02/2025

Hey hey!
Skyrock fête aussi la St Valentin avec nous.
N'oubliez pas que demain le 14 février à PARTIR de 20H à 22H il y a une grande remise de 20% sur tous les achats de boissons pour les 10 premiers couples.
Venez nombreux et gâtez votre partenaire avec nos boissons bien glacé car il fait très très chaud le soir.
Paf:00 ar mais consommation obligatoire.
Il y a aussi des snacks délicieux si vous n'aurez pas le temps de manger ou de cuisiner chez vous.
Vous n'allez pas regretter de venir demain, car on va faire des karaokés avec des discothèques. Même entre ami(e)s,collègues ou famille venez aussi car l'ambiance du Sky est toujours au top du top.💃🏻💃🏻🕺🏻🕺🏻🕺🏻🕺🏻🎉🎉🥳🥳🥳❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

Hello lamifa!Tsy manadino akory fa nanomana Zavatra tsara bé ho antsika.😍😍😍Skyrock ambohibao Dia manolotra soirée except...
28/12/2024

Hello lamifa!
Tsy manadino akory fa nanomana Zavatra tsara bé ho antsika.😍😍😍
Skyrock ambohibao Dia manolotra soirée exceptionnelle ho antsika amin'ny alatsinainy 30/12/2024 sy talata 31/12/2024 izao izay hitsenantsika miaraka ny taona vaovao 2025 izay tsinjo sahady fa ho taona "ZINA" ho antsika rehetra.🎈🎈🎈🎉🎉🎆🎆🎇🎇🎇🎇
Hisy DJ hanafana isika amin'ireo fotoana ireo.🪩🪩🪩🎤🎤🎤🎙️🎙️💽💽💽💽

Tongava maro tompoko fa tsy ho diso fanantena isika.

Nb: EFA MISY VIP tompoko ny ato amintsika Sady tsara bé♥️♥️♥️👌🏻👌🏻👌🏻

Paf: 0 Ariary
Consommation obligatoire.

22/11/2024

Mbola tsy réveillon 31 décembre akory an😊fa l' ambiance tous les soirs aty @ sky ihany rehefa avy manao karaoke de mba mi danse danse ndray,manana DJ mahatoky isika ato❤🥰🎉🍻🍾🎊

Heu hey! Elaela isika izay an.Tongava daholo lamifa hanohana ny ekipan-tsika rahampitso a.Mampita mivantana ny lalao hif...
13/11/2024

Heu hey! Elaela isika izay an.
Tongava daholo lamifa hanohana ny ekipan-tsika rahampitso a.
Mampita mivantana ny lalao hifanandrianan'ny BAREA sy Tunisie.
Sady miara-misotrosotro isika,miaraka mitaintaina sy mikorana eto. 🥂🥂🍺🍺🍻🍻🍻🍻🍾🍾
Ato amin'ny Sky Shanti toujours misy jiro na Dia mampijaly Ary ny Jirama an.
Tahio ny antsika fa ny an'olo tsy omeny😉😉😉
Afaka manao karaoké sy mihirahira Ary manal'azy koa isika ato an.
Tsy misy vidim-pidirana fa ny "consommation ro obligatoire".
Omenay fahafaham-po bé ianareo.
Tongava maro tompoko ô!

Aza adino ny fotoanantsika rahampitso Ary.⚽⚽⚽🎤🎤🎤 Berson Irene Nomenjanahary Faneva Tal Shanti JMc

Aiza daol zay mila,fa zoma magnifique miaraka @ moins 10% @ boisson rehetra zay sotroinao ato @ sky,malakilaky aza tara😊...
25/10/2024

Aiza daol zay mila,fa zoma magnifique miaraka @ moins 10% @ boisson rehetra zay sotroinao ato @ sky,malakilaky aza tara😊🍾🍻🍺😍😍

Address

RN4 Route D'Ivato , Antehiroka, Axe Tana Ivato Aeroport
Ambohibao
105

Telephone

+261341762290

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sky Rock Ambohibao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Sky Rock Ambohibao:

Share

Category