Antoko Mpihira MORIA

Antoko Mpihira MORIA FJKM Ambohibao Antehiroka ⛪️
https://linktr.ee/antoko_mpihira_moria

02/09/2026

☀︎ 𝑵𝒚 𝑨𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂𝒐 (𝑴𝑶𝑹𝑰𝑨) - 𝑬𝒙𝒕𝒓𝒂𝒊𝒕 Live 😍

Extrait Concert Live - FJKM Ambohibao Antehiroka ✝

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🤩
Antoko Mpihira MORIA

23/08/2026

Ekeko foana ny ho irakao 🙏🏼
Satria efa natolotro ho Anao
Hatramin'ny fara-fofonaiko 🛐
Ny asanao dia hajaiko 🥹

Antoko Mpihira MORIA

17/08/2026

Fantatro izay inoako sy tompoiko
Dia JESOA MPAMONJIKO 🥰

Antoko Mpihira MORIA

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🥰Fa Vita soa ny tamin'iny week-end lasa teo iny 🤩Misaotra ny zanaka ampielezana av...
10/08/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery 🥰
Fa Vita soa ny tamin'iny week-end lasa teo iny 🤩

Misaotra ny zanaka ampielezana avy ao amin'ny METM Miadampahonina Filadelfia nanasa anay tamin'iny fitoriana iny ☺️
Misaotra ny mpianakavin'ny finoana rehetra avy eny Manazary Miadampahonina nanotrona sy niara nidera taminay 🥰

Antoko Mpihira MORIA

TAKARIVA MAHAFINARITRA 🤩 tao amin'ny METM Miadampahonina omaly 08 Jolay 🥰Nanakoako ny hira, ny dihy, ny fiderana rehetra...
09/08/2026

TAKARIVA MAHAFINARITRA 🤩 tao amin'ny METM Miadampahonina omaly 08 Jolay 🥰

Nanakoako ny hira, ny dihy, ny fiderana rehetra 😍
Samy naneho ny talentany ny tsirairay ho voninahitr'Andriamanitra 🤲💙

Tsara loatra ny midera ny Anarany 😍💚

Antoko Mpihira MORIA

Misaotra ny Ray fa tena NAFANA DIA NAFANA iny fotoana androany iny 🤩🤩🥰Isaorana ny 📍METM Miadampahonina Filadelfia nandra...
08/08/2026

Misaotra ny Ray fa tena NAFANA DIA NAFANA iny fotoana androany iny 🤩🤩🥰

Isaorana ny 📍METM Miadampahonina Filadelfia nandray anay anio sabotsy 08 Août 2026 🥹🥰

Notohizana tamin'ny takariva mahafinaritra ihany koa 🤩☺️
👉 Mbola hivoaka eto ihany ny andian-tsary 🤩

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra ☺️

Antoko Mpihira MORIA

✨ Inty indray ary ilay programa eny Ankazobe 🥰0️⃣8️⃣ sy 0️⃣9️⃣ Août 2026 ‼️📍METM Miadampahonina Filadelfia 😍🛐Fitoriana n...
07/08/2026

✨ Inty indray ary ilay programa eny Ankazobe 🥰

0️⃣8️⃣ sy 0️⃣9️⃣ Août 2026 ‼️
📍METM Miadampahonina Filadelfia 😍🛐

Fitoriana ny filazantsara an-kira
👉 ARAHINA TANTARA ihany koa 🔥🥹

Antoko Mpihira MORIA 🔥☀️

Mitohy hatrany ny fanompoana ⛪️🙌Tao anaty fanomanana tanteraka izahay ny week-end lasa teo hanomanana ny Fitoriana tante...
03/08/2026

Mitohy hatrany ny fanompoana ⛪️🙌

Tao anaty fanomanana tanteraka izahay ny week-end lasa teo hanomanana ny Fitoriana tanterahanay eny Ankazobe 🌳
Amin'ny 08 sy 09 Aout ho avy izao 🤩😊

Antoko Mpihira MORIA

02/08/2026

FANTATRO IZAY INOAKO - MORIA 🌼

“Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria FANTATRO IZAY INOAKO.” - 2Timoty‬ ‭1‬:‭12‬a ✨☺️

Address

FJKM Ambohibao Antehiroka
Ambohibao
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antoko Mpihira MORIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category