13/04/2026
Salanitra e 🤗🤗
Tsy hay ny tsy hisaotra sy hankasitraka anareo rehetra nametraka ny fahatokisana taminay
Fisaorana mitafotafo Tompoko oo!!!🙏♥️🥹
Mbola mitohy hatrany ny asantsika ho anareo Zay Mbola tsy nahazo 🪑🪑🪑
Tongava fa raisinay ampitiavana daholo ianareo 😊😊
Prix avec livraison foana ireo ho antsika eto Antananarivo ville
Mandefa faritra rehetra ihany koa.
💢Pin ny hazo ampiasainay tompoko 💢
1teinte effet palissandre
2Miloko peinture à l'huile
Blanc , Noir, Noir matte, Marron Noir.
☎️034 51 589 86 FANAKA TSARA ANDRAISORO.