10/01/2026
Maninona moa raha samby miaina de vita...
Mahaiza manaiky ny zava-misy eo sy ny fiainany hafa dia ampy
Manova pejy vaovao,aller de l'avant dia aza mierika tsony fa manjary lasa bloqué eo fona...
Avelao koa ny hafa hanorina fiainany vaovao fa aza elingelenin,,mba efa nisafidy ny lalana haleany izy
Mahaiza manaiky de amboaro ny saina