Espace Soanampiana

Espace Soanampiana Centre de loisirs à AMBATOLAMPY 104
Salle de réception, piscine, Restaurant, Podium pour spectacle

04/04/2026

TRATRY NY PAKA 2026
NANDRESY NY TOMPOTSIKA!
MIHOBIA, MIFALIA!

Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao.
Ohabolana 23 : 18

BIG MJ ANNULÉ
18/09/2025

BIG MJ ANNULÉ

📣📣📣📣 Tarika  'ZAY  eto AMBATOLAMPY amin'ny 15 Septembre 2024 !!!...... Any indray isika mihaona eto amin'ny Espace Soana...
22/08/2024

📣📣📣📣 Tarika 'ZAY eto AMBATOLAMPY amin'ny 15 Septembre 2024 !!!...... Any indray isika mihaona eto amin'ny Espace Soanampiana !!!

📣📣📣📣 'ZAY  eto AMBATOLAMPY amin'ny 15 Septembre 2024 !!!...... Any indray isika mihaona eto amin'ny Espace Soanampiana !...
22/08/2024

📣📣📣📣 'ZAY eto AMBATOLAMPY amin'ny 15 Septembre 2024 !!!...... Any indray isika mihaona eto amin'ny Espace Soanampiana !!!

Ambodrona 12 et 14 Avril 2024Mankasitraka tompoko ooo!!!
21/04/2024

Ambodrona 12 et 14 Avril 2024
Mankasitraka tompoko ooo!!!

Ao tsara ny ambiance eee !AMBONDRONA!!!!
14/04/2024

Ao tsara ny ambiance eee !
AMBONDRONA!!!!

Efa vonona be!!!!
14/04/2024

Efa vonona be!!!!

25/03/2024
Aiza daolo ooooo!!!!!Ho antsika mpankafy ny tarika "AMBONDRONA"Homano dieny zao ny programa  ary e!!!!!
06/03/2024

Aiza daolo ooooo!!!!!
Ho antsika mpankafy ny tarika "AMBONDRONA"
Homano dieny zao ny programa ary e!!!!!

Faly miarahaba antsika eto Ambatolampy sy ny manodidina indray izahay eto amin'ny SOANAMPIANA!!!Ity indray ny programa a...
06/03/2024

Faly miarahaba antsika eto Ambatolampy sy ny manodidina indray izahay eto amin'ny SOANAMPIANA!!!
Ity indray ny programa antsika ny weekend ny PAKA 2024

Misokatra ny "Pique nique" ny Alahady 30 Mars sy Alatsiainy 01 Avril

Vidim-pidirana: 3 000 ar
Miaraka amin'ny animation isankarazany !

Homano dieny zao ary fandaharam-potonanao ra te hitondra ny ankizy hilalao sy haka rivotra madio e!

RESTAURANT - PISCINE - PARC ENFANT - TYROLIENNE - ZORBES - TRAMPOLINE - ANIMATION DJ ect ........

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANOHANA NY FIANGONANA NOTRE DAME DE CENACLE AMBOLOTARA TAMIN'NY FAMPISEHOANA NY TARIKA NY ...
18/07/2023

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANOHANA NY FIANGONANA NOTRE DAME DE CENACLE AMBOLOTARA TAMIN'NY FAMPISEHOANA NY TARIKA NY AINGA
ANDRIAMANITRA MANAKAREM-PAHASOAVANA ANIE HAMALY SOA ANAREO SY HANDROTSAKA NY FITAHIANY HO ANTSIKA MIANAKAVY.

Kianja MAINTSO SOANAMPIANA
Contact: +261386278216

Address

Mahafeno
Ambatolampy
104

Telephone

+261386278216

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Soanampiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share