ArtCi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ArtCi, Cinema, Ambatolampy.

Load.....⏳Hanandratra ny Horonan-tsary malagasy isika🥰Eo am-panatanterahina.....⚡Ndao lesy fa efa vonona hanome ny tsara...
04/11/2025

Load.....⏳

Hanandratra ny Horonan-tsary malagasy isika🥰
Eo am-panatanterahina.....⚡

Ndao lesy fa efa vonona hanome ny tsara, Zarazarao anie...🙏

Ekipa voaloha mamelona ilay horonan-tsary ireto❤️Mbola ho avy eo ny manaraka🙏Araho foana fa ho avy eo hi-represente ny A...
14/06/2025

Ekipa voaloha mamelona ilay horonan-tsary ireto❤️
Mbola ho avy eo ny manaraka🙏
Araho foana fa ho avy eo hi-represente ny Ambatolampy🌹🤞

Olona maro lasa fianakaviana iray❣️

Dia FITIAVANA irayAnaty tontolo irayLasa fianakaviana faharoa🎥🎥🎥
04/06/2025

Dia FITIAVANA iray
Anaty tontolo iray
Lasa fianakaviana faharoa
🎥🎥🎥

Mbola ao daholo ve nareo!? Zahay manko ato mikarakara zavatra milay be mihitsy ho anareo♥️Efa somokotra mihitsy fa hisy ...
30/05/2025

Mbola ao daholo ve nareo!?
Zahay manko ato mikarakara zavatra milay be mihitsy ho anareo♥️
Efa somokotra mihitsy fa hisy raha eto😋

👊💪

🎥📸🎥

Dia ho ataontsika ho reharehan'Ambatolampy🙏Manasa anao hanaraka ny page 🤞 Fiaraha-miasa mamay be ity fa avoaka tsikelike...
28/05/2025

Dia ho ataontsika ho reharehan'Ambatolampy🙏
Manasa anao hanaraka ny page 🤞

Fiaraha-miasa mamay be ity fa avoaka tsikelikely eo🍓
📸🎥

Address

Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ArtCi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category