Gasy Fitsaboana-pejy ofisialy

Gasy Fitsaboana-pejy ofisialy mpitsabo nentim-paharazana... raha mila fanampiana dia mandefa MP @ kaontiko mivantana : Gasy Fitsaboana Avo Razana ao ianao voavaly Malaky

mamaha NY olana rehetra,arabitana.fitiavana,arak'asa,fitadiavana,vola,fianarana, tsatoka,vorika,fanahy ratsy,vady sy zanaka maditra, amin'ny alalan'ny Ranomanitra na volohazo

  ny vitsika ao antrano dia manambara zavatra ary ilaina fahamailoana be eo amin'ny fiainana Tsy midika oe fahalotoana i...
19/03/2026



ny vitsika ao antrano dia manambara zavatra ary ilaina fahamailoana be eo amin'ny fiainana
Tsy midika oe fahalotoana iany ny vitsika fa manambara zavatra ratsy efa mipaka ao antokatranonao iany koa :

🐜manambara fa misy olona mialona ianao io dia olona tsy lavitranao iany io fa anaty fianakavianao ao
Na olona mahay ny ao antranonao ao
Olona mahat ny fiarahanao na fitiavanao
Na ny fiainanao @ ankapobeny
🐜misy hery ratsy mifangaro ao antrano
Ratsy + tsara ka mifamaofao ao antrano ao
🐜manambara koa fa ilainao ny fiarovana
Raha efa manana fiarotrano dia midika zany fa ilainao ny manamafy mafimafy lay fiarovana
Raha tsy manana dia mila mametaka ianao fa ilainao izany
🐜misy olona tena mila anao , mikendry anao

NY TRANO TSISY FIAROVANA DIA :
🐜trano marary: tsy afaka aretina ny ankohonanao , mifandimby marary
🐜mahatsapa mavesatra foana ianao rehefa tonga ao antrano
🐜ny fifamaliana , fahasorenana, fikizitinana lasa mitombo isan'andro
🐜ny zavatra rehetra ataonao dia tsy misy mandeha @ laonuny avokoa
🐜trano vaky lava na misy zavatra very lava foana na ambinina olona be lapoasy

Soava tsara daholo dia ARAHABA NAHATRATRA NY TAONA VAOVAO MALAGASY

  🙏🏽manao trano ianao dia mandeha tsara fa miantona eny antenatenany .tsy voatafo, miantona ny rihana, tsy voalalotra, l...
14/01/2026



🙏🏽manao trano ianao dia mandeha tsara fa miantona eny antenatenany .tsy voatafo, miantona ny rihana, tsy voalalotra, lasa misy olana be , tsy misy vola amitana lay trano

🙏🏽na koa niady fototra dia efa nanao vina oe ampiditra ny biriky ,vato sns sns dia niantona eo amin'ny fototra , tsy misy zavatra vita na nitsangana akory.
Ny fototra tsy azo atao mihintsy aloha isorohana ny ody ratsy ararakin'ny olona raha tsy vonona tonga dia anangana avy hatrany

🙏🏽 ianao resy lahatra amin'ny zavatra anakiray ataonao kanefa misy sakana foana , avy dia varimbariana ianao , tsy tadidinao lay zvaatra ataonao , misy olana miseo foana mba tsy ahafahanao manantanteraka lay zavatra naharesy lahatra anao
= be hery ratsy , besakana

🙏🏽isakin'ny andeha hitsabo tena dia voasakana foana
Tsy ataony mahalala ny fototra ny olanao mihintsy ianao fa tsatoany izay ataonao rehetra
Ataony tsy mahita mangirana ny fiainanao mihintsy ianao
Tsy hahakarakara vatana iany koa
Miresaka miresaka amin'ilay olona ianao fa avy eo dia miemotra oazy zany
= sakana be

🙏🏽miaraka eo amin'ny telo volana dia misaraka foana tsy misy olana tsy misy disadisa akory
Dia ohatran'izay foana ny fiainam-putiavanao
= tsatoka arapitiavana

🙏🏽tsy mba tamana amin'ny asa anakiray zany , makorelin'asa fa miovaova foana
Na alana oazy
Na mikatona ny toerana hiasanao tsy fantatrao antony
Na voaroak oazy
Mitady asa ianao tsy mahita mihintsy .tsy mety voaray kanefa dia mifanaraka tsara aminy traikefanao lay asa hitanao

🙏🏽zavatra efa ampoizinao fa ipoaka zao , ho tafavoaka zao dia lasa tsy mipoaka ... Tsy tafavoaka
Nefa ianao efa nanao kajy ery oe raha lafo ty tany ty , raha misokatra ty fiainana ity
Raha lafo ty fiara ty
Raha mipoaka ty bizna ty dia anao an'izao sy izao
Amin'ny ora farany nefa miemotra ndray lay olona
Na misy olana mahazo an.ilay olona
Na koa misy fahavoazana mahazo an'ilay olona na ianao

🙏🏽 betsaka reo opportunité zay mandalo eo aminao fa misy sakana foana ny fanatanterahanao azy
Lasa lavin'olona tsotr'izao antontan-taratasinao
Tsy eken'ny olona oazy ny fangatahanao

🙏🏽misy zavatra iray atombokao
Dia tsara fanombohana fa antenatenany eo io dia rava , potika , rendrika
Na aza tsy mbola manomboka akory dia efa olana be

Mbola maro tsy voatanisa fa reo no isan'ny hita eny @ fiainana andavanandron'ny olona
Koa tongava saina raha sendran'izany ianao

Tsara hasina dia mirary soa avokoa

Tsy voavaly ny mp anareo ato anaty pejy fa somary ela fa avy hatrany dia miditra mp ny kaontiko
Io ambany io...

Ndao ndray aza e 🥰🥰🥰🥰 Tsy mitsahatra ny hizara fahasoavana foana   MBOLA TSY TARA IANAO RAHA HANAO AZY ITY ZAVATRA ILAIN...
06/01/2026

Ndao ndray aza e 🥰🥰🥰🥰
Tsy mitsahatra ny hizara fahasoavana foana


MBOLA TSY TARA IANAO RAHA HANAO AZY ITY

ZAVATRA ILAINA DIA TSOTRA KELY .

Lovia fotsy 1
Taratasy fotsy kely 1
Fotsimbary
Vola taratasy zzay misy ao aminao

Soratanao @ taratasy fotsy kely ny anaranao feno
Dia apetrakao eo amboniny ny vola taratasy zay anananao ao
Dia asio fotsimbary eo amboniny
Dia apetrao ambony lovia fotsy
Dia atao tsara toerana ao antrano mandeitra ny 12 andro
Rehefa manao ireo rehetra ireo dia sady lba mangataka ....hihiditra ny vola hihidtra ny soa sy ny tsara

Rehefa feno 12 andro dia ny faha 13 andro ianao
🖐🏽ny vola ampiasainao na omenao ny mpangataka fa atakalonao asiana ampiasainao
🖐🏽fotsimbary kosa omenao an'ny akoho na vorona

Ny vola = fitaovana isaritana lay tanjona dia ny vola zany
Ny fotsimbary= dia fanamarihana ny fahafenoana ao aminao
Lovia fotsy= dia fantsona iray mamputa ny fangatahanao

Zah fa dia mirary soa dia miraru fahombiazana hatrany

🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Ho anareo manana olana dia aza mandefa mp anaty page ato fa avy hatrany dia @ kaontiko
Io ambany io

 ENTINA HANADIOVANA NY TOKATRANO, NY ANKOHONANA, Mahatsapa ireto ve ianao? Mavesatra foana rehefa tonga ao antokatrano ?...
05/01/2026



ENTINA HANADIOVANA NY TOKATRANO, NY ANKOHONANA,

Mahatsapa ireto ve ianao?
Mavesatra foana rehefa tonga ao antokatrano ?
Kizitina oazy tsy aona tsy aona na ianao na vadinao ? Mora sorena ?
Ny ankizy mifandimby marary.mamalivaly sns sns
Toa mora mivoaka foana ny vola ao antrano
Tsy mifankahazo foana ianareo ao antrano fa misy fifandirana madinika foana

Eto no amataranao oe misy hery ratsy ve ao antrano sa tsia

Ty fika ity sady ahalalanao izany no manadio ko manala ny loto rehetra ao sy ny hery ratsy ao

Zavatra ilaina :
Vera 1
Penina
Taratasy fotsy kely
Voasarimakirana 1
Sira vovony
Rano velona

Soratanao @ taratasy kely avokoa ny anaranareo feno ao antrano
Dia avalona tsara

Maka vera ianao dia asiana dia asiana rano velona ( sady mangaraka tsara ) dia asiana 3 tsongo sira vovony
Dia ampiana 3 goty ranona voasarimakirana
( sady mangaraka foana hoy aho )

Vita zay dia alatsakao ao lay taratasy mivalona misy ny anaranareo rehetra io

Atao tsara toerana ao antrano tsy kitiana mandritra ny 3andro misesy

Ny faha 4 andro ianao mijery azy

🖐🏽 raha mikorotana no sady maloto no miboraka lay taratasy = misy hery ratsy ao aminareo sy ny tokatranonareo

🖐🏽raha madio be lay rano tsy mikorontana no tsy miboraka lay taratasy = milamina ianareo zany ary liandrasa fahasoavana ary tsisy hery ratsy ao antokatranonao sy aminareo

Rehefa zay dia :
Ario amin'ny vodihazo lay rano na @ tany
Lay taratasy kosa aleveno sady mangataka tsara
Raha misy hery ratsy dia mangataka mba hilevona tsy ipoitra tsony ny hery ratsy
Raha tsara sy madio kosa dia : mangataka mba hitondra soa sy ny tsara foana

Afaka atao in-dray mandeha isambolana @ fotoana miakabolana izany

Soava tsara dia samia tahin-janahary foana

Vakio tsara azafady.....
Ho anareo mila fanampiana dia aza mandefa mp anaty page ity fa tsy voavaly ianareo fa anaty mp ny compteko
Gasy Fitsaboana Avo Razana mandefa mp fa ap voavaly malaky ianareo

Address

Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Fitsaboana-pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category