Tojo Raharison Réparateur Clavier

Tojo Raharison Réparateur Clavier Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tojo Raharison Réparateur Clavier, AVARADOHA, Alasora.

15/03/2026

Santionan'ny asa natao tamin'ny herinandro teo .
Revision Yamaha psr 730
Réparateur Clavier
: 034 74 270 74 / 034 82 782 88

manantona na hatrany amin'ny faritra aza.

24/02/2026

Salama daholo eh!
👉 Hafa kely ny olan'ity CLAVIER ity teto,tsy dia fahita firy...
Fa rehefa nokarohina sy nojerena dia hita ihany ny panne,
💪👌 VITA soamantsara rehefa nentina tato amin'ny TOJORAHARISON
Raha misy olana ny clavier anao dia aza misalasala miantso na mandefa Mp
: 034 74 270 74 / 034 82 782 88

  / TOAMASINA indray ny TOJORAHARISON REPARATEUR CLAVIER   034 74 270 74 / 034 82 782 88 Aza misalasala aza miantso anay...
13/10/2025

/ TOAMASINA indray ny TOJORAHARISON REPARATEUR CLAVIER
034 74 270 74 / 034 82 782 88
Aza misalasala aza miantso anay fa vonona ny amaha ny olanao izahay.
👉 Carte mère
👉 Bouton
👉 Touche
👉 Alimentation
👉 Ecran
Sy izay mety olana hafa momba ny clavier (Yamaha,Korg,Roland,sns...)
🛑Andro vitsivitsy ihany izahay no mandalo an!!! ARARAOTY.

30/08/2025

VITA SOAMATSARA

30/08/2025

RÉPARATION ORGUE ELECTONE HS-8
écran carré tsy misy affichage,olana tao amin'ny carte mère tao

13/05/2025
12/05/2025

Teto indray dia natao révision complet (Touche, Bouton,sns...) ity Psr S750 ity.
👍🏾 Vita soamatsara
👉🏾 Aza misalasala ary miantso 034 74 270 74 / 034 82 782 88 fa vonona ny hanampy sy hamaha ny olana ny ATELIER TOJORAHARISON

👉🏾 TOJORAHARISON RÉPARATEUR CLAVIER SYNTHÉTISEUR 🛑 TONGA ETO ANTSIRABE INDRAY IZAHAY🛑 CONTACT : 034 74 270 74 / 034 82 7...
05/12/2024

👉🏾 TOJORAHARISON RÉPARATEUR CLAVIER SYNTHÉTISEUR

🛑 TONGA ETO ANTSIRABE INDRAY IZAHAY
🛑 CONTACT : 034 74 270 74 / 034 82 782 88
👉 Ho anao manana olana CLAVIER SYNTHÉTISEUR
🛑 PROBLÈME :
👉🏾 Carte mère
👉🏾 Alimentation
👉🏾 Touche : Maneno mafy tampoka,miala circuit imprimé ( Caoutchouc, Plaquette)
👉🏾 Bouton : Mafy tsindriana,tsy mandeha mihitsy,mikorontana)
👉🏾 Son : mifarirotra,mivalana
👉🏾 Ecran bleu,tsy misy affichage
👉🏾 Na olana hafa koa
🛑 Aza misalasala ary fa vonona hamaha ny olanao izahay.

Address

AVARADOHA
Alasora

Telephone

+261347427074

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tojo Raharison Réparateur Clavier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share