Natiora Company

Natiora Company Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Natiora Company, Alasora.

Natiora Company est une entreprise regroupant de jeunes entrepreneurs qui promeut les produits malagasy, notamment les productions agricoles les cultures local, et participe à l'appui et le soutien de nos compatriotes tout en respectant l'environnement.

Misy Soja disponible ato aminay. ( 6 tonnes)Prix du kg: 2 500 ArContact direct: 034 96 414 81
23/02/2024

Misy Soja disponible ato aminay. ( 6 tonnes)
Prix du kg: 2 500 Ar
Contact direct: 034 96 414 81

11/07/2022

Misaotra antsika rehetra teto Tamatave izay tonga nanotrona an'i Feo gasy sy Lolo sy ny tariny tamin'ny alahady teo! Amin'ny manaraka indray e!

10/07/2022

Feo Gasy

10/07/2022

Toamasina!!!
Anio hariva ary ny fotoana manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ao amin'ny Victoria Beach Hotel.

Tongava maro e!
Nini Kolibera Page Benny Rabenirainy Dina Rakotomanga Victoria Beach

08/07/2022

Salama e! Efa akaiky ny fotoana fiharahana mivazo!
Raha mbola tsy nahazo tapakila ianao dia afaka manantona ny Victoria Beach dieny izao.
‼️ Ampatsahivina sy marihina fa 20.000Ar ny tapakila raha mividy mialoha ary 30.000Ar raha mividy ny andro fampisehoana ‼️

Benny Rabenirainy Page Benny Rabenirainy Nini Kolibera Dina Rakotomanga

30/06/2022

Feo Gasy sy ny Lolo sy ny Tariny Alahady 10 JOLAY 2022 amin'ny 03 ORA TOLAKANDRO!
20.000Ar raha mividy aloha 30.000Ar raha eo an-toerana 🔥🔥🔥
Hilazao ny namana ary tongava maro!
Benny Rabenirainy Nini Kolibera Dina Rakotomanga Victoria Beach

16/05/2022

Misaotra antsika rehetra tonga nanotrona an'i Erick manana sy Feo gasy ary Bebey tamin'ny sabotsy lasa teo ny ekipa ny Natiora ! Masaka ilay fiharahana fa tsapanay tokoa fa maminareo ny kanto malagasy ! Amin'ny manaraka indray

14/05/2022

Araho tsy tapaka ny pejy sy story anio hariva fa ho masaka ny fiarahana

13/05/2022

‼️📢📢 FILAZANA HO AN'IZAY AO ANTSIRABE 📢📢‼️

Efa akaiky ny fotoana namana sy mpankafia vazo gasy!
Tongava maro Antsirabe! Hiaraka hirevy sy hivazo isika!

Ny tapakila dia efa azonao vidiana eny Residence "MAHASOA" na Espace "MIHAJA" ao ANTSIRABE anio manomboka amin'ny 10 ora ARY mitohy ny SABOTSY 14 MAY AMIN'NY 10 ORA eny ESPACE MIHAJA

ANTSOY NY NAMANA SY HAVANA!

FILAN-KEVITRA SY FAMANDRIHANA :
+261340879025
+261326484530

Erick Manana Artiste Page Benny Rabenirainy Nini Kolibera Antsirabus Vohitsoa Antsirabe La Résidence Mahasoa Commune Urbaine Antsirabe Mikea Lodge, Andravona Tulear II

12/05/2022

♻️♻️ EFA AKAIKY NY FOTOANA! ♻️♻️

SABOTSY 14 MAY 2022 IZAO AO AMIN'NY ESPACE MIHAJA ANTSIRABE (Andranovisy) MANOMBOKA AMIN'NY 8 ORA ALINA.
HANKAFY ERICK MANANA SY FEO GASY ISIKA.
ISAN'NY TOERANA VOAFETRA!

FILAN-KEVITRA SY FAMANDRIHANA :
+261340879025
+261326484530

Erick Manana Artiste Page Benny Rabenirainy Nini Kolibera Antsirabus Vohitsoa Antsirabe La Résidence Mahasoa Commune Urbaine Antsirabe

11/05/2022

♻️♻️ SABOTSY 14 MAY 2022 IZAO AO AMIN'NY ESPACE MIHAJA ANTSIRABE (Andranovisy) MANOMBOKA AMIN'NY 8 ORA ALINA.
HANKAFY ERICK MANANA SY FEO GASY ISIKA.
ISAN'NY TOERANA VOAFETRA!

FILAN-KEVITRA SY FAMANDRIHANA :
+261340879025
+261326484530

Erick Manana Artiste Page Benny Rabenirainy Nini Kolibera Antsirabus Vohitsoa Antsirabe La Résidence Mahasoa Commune Urbaine Antsirabe

Address

Alasora

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261342923265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natiora Company posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Natiora Company:

Share