Ny Feon'ny Miantso

Ny Feon'ny Miantso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Feon'ny Miantso, Art, Alakamisy-Ambohimaha.

misaotra Jesosy fa vita soa aman-tsara ny "fotoriana ny filazantsara" izay natao tao amin'ny FLM AMPITANKELY      MISAOT...
23/08/2026

misaotra Jesosy fa vita soa aman-tsara ny "fotoriana ny filazantsara" izay natao tao amin'ny FLM AMPITANKELY
MISAOTRA anareo nasaina izay namaly ny antsoy:
- Chorale Feon'ny Miantso FLSH
- Ny "Antsan'ny Lanitra" Ampitankely ๐Ÿ‘
- Ny VLM Ampitankely
- Ny MOMIA ( Normalien Mitory An-kira )
- Sy ianareo rehetra izay namaly ny antsoy๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‘๐Ÿ‘

Salama aby! Eny Ampitankely ndray isika no mihaona  23 Aogositra ho avy izao ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ        Tongava maro e!   Ho an'izay mbl...
16/08/2026

Salama aby! Eny Ampitankely ndray isika no mihaona 23 Aogositra ho avy izao ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ
Tongava maro e!
Ho an'izay mbl tsy manana Billet dia mivarotNy Feon'ny Miantsotso

Salama aby ito indray ny Hihaonan-tsika manaraka๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ        Ao Amin'ny "FLM Androy" ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ”ฅ   Tongava maro๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ”ฅ
26/07/2026

Salama aby ito indray ny Hihaonan-tsika manaraka๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ
Ao Amin'ny "FLM Androy"
๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ”ฅ Tongava maro๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ Mirary soa nareo 4 izay manala fanadinana BACC ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ         ""JESOSY ANIE HAMERINA NY      FITADIDIANA""
20/07/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฏ Mirary soa nareo 4 izay manala fanadinana BACC ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

""JESOSY ANIE HAMERINA NY FITADIDIANA""

Prรฉsidentn'ny Ny Feon'ny Miantso  Sangaha Mikalo ๐Ÿ‘๐Ÿ’ช
06/07/2026

Prรฉsidentn'ny Ny Feon'ny Miantso Sangaha Mikalo ๐Ÿ‘๐Ÿ’ช

Sortie kely nataon'ny Ny Feon'ny Miantso izay natao teny Lycรฉe Ilaipary Alakamisy Ambohimaha ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
06/05/2026

Sortie kely nataon'ny Ny Feon'ny Miantso izay natao teny Lycรฉe Ilaipary Alakamisy Ambohimaha ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Salama aby araka ny valin'ny Fifaninanan-kira izay nataon'ny fileovana Alakamisy Ambohimaha dia laharana faha 2 no nisy ...
25/04/2026

Salama aby araka ny valin'ny Fifaninanan-kira izay nataon'ny fileovana Alakamisy Ambohimaha dia laharana faha 2 no nisy ny fitandremana Alakamisy Ambohimaha , isaorana an'i Jesosy , isaorana ny mpikarakara sy ny membre de jury

15/04/2026

Salama aby sombitsombiny tany Ambinda ( zana-piangonanan'y Fitandremana Alakamisy Ambohimaha)๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐ŸŽ‰

Salama aby , Ndao ndray hiaraka hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny Ny Feon'ny Miantso Alakamisy Ambohimaha, izay ha...
13/04/2026

Salama aby , Ndao ndray hiaraka hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny Ny Feon'ny Miantso Alakamisy Ambohimaha, izay hatao ao amin'ny Fiagonana FLM Sahamena๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐Ÿ”ฅ๐Ÿ˜ , amin'ny Alahady 19 Avril ho avy izao

Address

Alakamisy-Ambohimaha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Feon'ny Miantso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category