Ndao Hilalao

Ndao Hilalao Miarahaba oo! Tongasoa eto am pejy Ndao Hilalao.pejy natao iarahantsika milalao.

22/01/2023
25/12/2022

Dia arabaina daholo isika mpanaraka ny pejy nahatratra ny krismasy ☃️🤗🤗mirary soa daholo.

24/12/2022

Hanao inona? Ho aiza ianareo anio ariva na anio alina?
Izahay ato antrano,mikarakara sakafo maivana( vary sosoa sy anana endasina) aveo mandrehatra afo kitay manafana trano( mangatsika be ati aminay),avy eo raha mazoto dia mba mihirahira keli miaraka am gitara eo amoropatana ary makamaka sary atao fahatsiarovana dia matory avy eo☺️

20/12/2022

Mba omeo hevitra entrée tsy dia be mpanao nefa tsotra mety amn zao fety zao ee😋😋

Misy kilalao ti ry zareo,mandraisa anjara fa sao anisani ny ho tsara vintana☺️miditra am page io dia ao no milalao.
12/12/2022

Misy kilalao ti ry zareo,mandraisa anjara fa sao anisani ny ho tsara vintana☺️miditra am page io dia ao no milalao.

Salama daholo, izara Buche de Noel ho anareo izahay. Olona 3 no ahazo azy, raha betsaka ianareo de ampitomboana ny buche😜
🎄identifieo au Maximum ny namana eo @ commentaire ary handray anjara
🎄partageo au maximum ity lalao ity en Mode Public
🎄Sorato eo hoe " ndao hiaraka hinana gateau ary j'aimeo hatrany ny page"
Ny daty sy ny ora ho an'ny tirage de ho lazaina eto ihany fa araho fona ny page.🌺
Izay manara-dalana manaraka ireo conditions ireo ihany no raisina. 😄

02/12/2022

Mirary soa ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy amin izao volana decembre izao🎉😇🥳⛄☃️mangatsika be aty amin toerana misy anay zao🥶 any aminy ny misy anareo manao ahoana ny toetrandro na ny maripahana?☺️

Alona am volo alohany anasana azy👌
31/10/2022

Alona am volo alohany anasana azy👌

29/10/2022

Io ary

25/10/2022

Tsy mampilalao ny pagentsika atoato...fa ato am ti page ti dia misy lalao tsara be koa an,zaraina aminareo ato dia mandraisa anjara ary e.,haraho ny page ary asio j'aime dia mahazoa loka avokoa☺️👌

😋
24/10/2022

😋

Indirizzo

Roma
Rome

Sito Web

Notifiche

Lasciando la tua email puoi essere il primo a sapere quando Ndao Hilalao pubblica notizie e promozioni. Il tuo indirizzo email non verrà utilizzato per nessun altro scopo e potrai annullare l'iscrizione in qualsiasi momento.

Condividi