Dj Natty

Dj Natty Hip Hop specialist DJ and Turntablist since 1997.

05/06/2026
01/12/2025

Anisan'ny nametraka vokatra tsara teto @ tontolon 'ny Rap gasy ny Label Toxic (Bad Synkro, M tsta, Big Jim Da, Tiga Nagar).
Ity vazo ity dia misy an'i Bass aka Breece Lu ao @ Outsider Logic, groupe na Rap any Paris izay efa nanao feat. t@ groupe na Rap gasy hafa toy ny Da Hopp...
Niodina be ity son ity t@ izany.
"Mantsitsiny - Label Toxic feat. Brass"

Happy Friday ☀️Varina milalao vovoka @ ity Zoma magnifique ity.Feno atraminy volombava 😜.
21/11/2025

Happy Friday ☀️
Varina milalao vovoka @ ity Zoma magnifique ity.
Feno atraminy volombava 😜.

19/11/2025

Taminy taona firy lisany no nanomboka niondana Rap Gasy ?
Ity vazo ity dia t@ taona 1996 no nivoaka. Gasy M'Gaigy dia groupe niforona tany @ taona 1995 tany niaraka taminy Master Heat (izay lasa Mas Donaka taty aorina) tao @ Fianakaviana X ( X Crew ankehitriny).
Natao live t@ ilay hetsika "La rue" izay nikarakarain'ny Label Mas koa ity vazo ity.
Heno ao anatin'ity vazo ity i: Yaroun, Didax, Ra Pa, Teks.
🎶Tsy miova am mahazatra fa Hardcore ny style🎵

"Tolobatana - Gasy M'Gaigy"

15/11/2025

Tany @ taona 2007 tany no nahenoko an'ity vazo ity voalohany. Izy atao en live no tena ankafizako azy.
Inona ny vazo classique an'i Double'nn tsy miala ao anaty playlist an lisany?

"Liona - Double'nn"

13/11/2025

🔥🔥 Mamay b 🔥🔥🔥

10/11/2025

Betsaka ny Mc ao @ KOLOTSAINA MAINTY zay tena manan'talenta. Anisan'izany i Printsy izay efa kobon lisany. Tena tiko ny texte an'ity vazon lery ity ary tsy miala ao anaty playlist ko atramin'izao.
Mlay ny Rap gasy 🇲🇬
"Laoniny - Printsy"

09/11/2025

Vazon'i Slam Jah anisan'ny tena misy flow mlay ity iray ity. Nalaina tao anatiny ilay compil 'Mangiran Drap'. Mety mbola misy manana an' io compil io v lisany?
Aza adino ny mizara.

"Manala azy - Slam Jah"

Adresse

Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Dj Natty publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Dj Natty:

Partager

Type