Ndao hiteny Malagasy

Ndao hiteny Malagasy Faire la promotion de la langue et de la culture malgache aux enfants de Aix Marseille et aux alentours 🇲🇬🔥🇨🇵

Samedi dernier, nous avons eu le plaisir de partager un moment agréable en compagnie des comptines KALO. Nous recommando...
23/04/2024

Samedi dernier, nous avons eu le plaisir de partager un moment agréable en compagnie des comptines KALO.

Nous recommandons vivement ces livres de grande qualité qui favorisent l'écoute et l'apprentissage de la langue malgache tout en chantant et en dansant.

L'ambiance était au rendez-vous, même les adultes ont été conquis.

Nous prévoyons d'organiser d'autres événements en utilisant ces livres et comptines.

13/04/2024
Zoky modely 3Niarahana tamin'i zokibe Naivo 🥰♥️Pr RAFOLO Adrianaivoarivony
15/01/2023

Zoky modely 3
Niarahana tamin'i zokibe Naivo 🥰♥️
Pr RAFOLO Adrianaivoarivony

🌿Zoky modely: olona tia an'i Madagasikara ary mampita izany fitiavany izany  amin'ny alàlan'ny seho/hetsika manavanana a...
20/12/2022

🌿Zoky modely: olona tia an'i Madagasikara ary mampita izany fitiavany izany amin'ny alàlan'ny seho/hetsika manavanana azy. 🌿

Nomanina manokana ho an'ny ankizy ny "zoky modely" ary andiany fahatelo ity amin'ny volana Janoary 2023 ity.

Mankasitraka ny Pr Rafolo Andrianaivoarivony manaiky ho zoky modelintsika 🥰

Amin'ny asabotsy 14 Janoary eny amin'ny masoivohom-pirenena malagasy eto Marseille ny fotoana.

🇲🇬♥️ Hanasana ny ankizy rehetra ♥️🇲🇬

19/11/2022

🌿 Roa ny aviavy 🌿

Mankasitraka an'i mamabe Yolande sy i zoky Rotsy nanatevin-daharana ny mpampianatra 🇲🇬♥️

♥️ Ankizy miteny gasy - Marseille ♥️

Adresse

Marseille
13001

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Ndao hiteny Malagasy publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager